14/07/2026
Tsy mety lefy laza ity loko ity ☺️,
Rouille terracotta 🥰,
Misaotra foana mahatoky 🪡🧵,
Efa kely sisa ny date libre ho an'ny mois d'août an 🥰, ny septembre ihany koa efa misy maromaro ☺️