12/02/2026
Vitsivitsy no dispo annn๐ด
Idee de Cadeau Saint Valentin miavaka kely sady mamy keky ity atolotray anareo ity๐ฅฐ
Explosion Box
Miavaka kely tokoa satria dia toy ny asan-tananao mihitsy izy ity, izay tena marika fitiavana be mintsy๐ซถ๐ป
Boite kely atambatrao izy, ary afaka asianao sary sy hafatra samihafa hoanโilay olontianao๐ฅฐ
Ary eo ampivoany afaka mbola asinao cadeau iray fanampiny toy ny peratra, chocolat, โฆ
Jereo ny vidรฉo zarainay ao ahitanao tsara ny poziny sy ny fanamboarana azy๐คฉ
Vidiny : 20.000ar fotsiny
Midira MP aingana ary fa voafetra ny isa ann๐