25/04/2024
Idealy Ny mikolo aina Akadifotsy en face EPP ,route vers clinique
Satria maro ianareo no nantonany ny toerana misy anay sy ireo produits misy ato aminay dia aza misalasala intsony fa izahay dia efa nahatonga produits maro ,,afaka jifaina avy hatrany aty amin'ny point de vente 😍
Ireto avy ary ee😁😍
Produits cosmétiques naturels avokoa an:Masoala,vaniala,Gileada,Imra,cœur de forêt ,,terre rouge ,naturopharma,Homeopharma,,sns...😍
Médicaments naturels,,miaraka amin'ny consultation gratuite 😱ary prise TA,glycemie amin'ny vidiny mirary
Soins cheveux avec diagnostic ary manome produits mifanaraka tsara amin'ny types de cheveux nao😍
Tsy latsa danja amin'izany anefa ny tarehy an!manao diagnostic ny tarehy izahay ary manao soins sy manome produits mifanaraka amin 'ny visage nao😀
Raha reradreraka iny koa ianao dia afaka manao massage (relaxant,faciale,cranienne,......)izahay ,,misy séance reflexo de bien être ihany koa 😍
Ka inona intsony ary no andrasana raha mila ireo ianao ?😍tonga dia mitongava avy hatrany ,,fa raisinay ampitsikiana ianao ary ahazo fahafampo 😍🤗😘
Contact:0331248627
Manasa antsika rehetra hanaraka ny page !
Mandrapihaona vetivety Ary ôhhh😀😘