๐˜›๐˜ช๐˜ต๐˜ข

๐˜›๐˜ช๐˜ต๐˜ข Juste une Random fille qui sโ€™ennuieโ€ฆ
Xoxo

15/05/2026
15/05/2026

Inty indray aho, sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery.
No tsy antsikana eny aminโ€™ny tambazotra eny,
Fa tia mba hitondra anjara biriky ka aleoko eto no miteny ireryโ€ฆ

Any izay ny bandy akama,
Miazakazaka Hiady aminโ€™i Fanja sy ny Hafanana
Miaraka aminโ€™ny satroborikely misy sary โ˜ ๏ธ
Satria hatraminโ€™izao hono ny tolona tsy mbola mety hifaranaโ€ฆ

Zah ato miady aminโ€™ny hakamoana sy adintsaina,
Hoe ny ahy ve ity ho tohizako sa eto ihany dia ho vitaina,
Kanefa sao hoe tsy mahay mankasitraka,
Izay mba efa vitanโ€™i neny, nanao sorona ny ainyโ€ฆ

De any izay ny bandy akama,
Hitaky zo, hitaky Jiro, hitaky rano
Satria laninโ€™ny boky sy ny labozia izay mba vatsy kely avy any antanana,
Ny volana koa moa ity vao hisasaka ka manahirana raha izao dia efa hiantso anโ€™i mama.

Any izany bandy akama,
Ry zalahy ho avinโ€™ny firenena,
Sahy nanohy ny tolom-panafahana,
Sady teh hanefa valim-babena,
Kanefa tsy basy tsy apinga fa tana-polo mba ananana, dia labozia iray izay ihany no manazava ny latabatra ianaranaโ€ฆ

Mitohy ny tolona_Tita in mots ร  mots.
13-05-26.

09/05/2026

09/05/2026

Trop de flop! Trop de flop!!
A dimanche ?

Been a whileโ€ฆ(Fle###)
15/01/2026

Been a whileโ€ฆ
(Fle###)

Moi je ne savais pas que les feutres ร  lโ€™acrylique รฉtait si compliquรฉ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ mรชme pour faire les ombrages avec les thรฉories d...
15/12/2025

Moi je ne savais pas que les feutres ร  lโ€™acrylique รฉtait si compliquรฉ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ mรชme pour faire les ombrages avec les thรฉories du couleur cโ€™est pas possible ๐Ÿ˜ญ.

Mais nโ€™empรชche, on est trรจs satisfaite par ici unh๐Ÿ˜œ

Sinon si vous vous avez des ptits tutos astuces et etc,la section commentaire est ร  vous๐Ÿ˜๐Ÿซฑ๐Ÿฝโ€๐Ÿซฒ๐Ÿพ

Bonne soirรฉe lisany๐Ÿ˜˜๐Ÿ’•

Training๐Ÿซ
10/12/2025

Training๐Ÿซ

Update!โœ๏ธ
05/12/2025

Update!โœ๏ธ

On aime le dรฉsordre comme รงa. ๐ŸŒง๏ธ
04/12/2025

On aime le dรฉsordre comme รงa. ๐ŸŒง๏ธ

Votre dosage trimestriel de ๐™ฟ๐š’๐šก๐š’๐šŽ ๐™ท๐š˜๐š•๐š•๐š˜๐š  ๐ŸคชHarivariva izy izanyโ€ฆ๐ŸคชIreto avy no ao sakafo azonay aroso ho anareo anio: Izay...
14/04/2025

Votre dosage trimestriel de ๐™ฟ๐š’๐šก๐š’๐šŽ ๐™ท๐š˜๐š•๐š•๐š˜๐š  ๐Ÿคช

Harivariva izy izanyโ€ฆ๐Ÿคช
Ireto avy no ao sakafo azonay aroso ho anareo anio:

Izay vokatra vita aminโ€™ny rafia rehetra ato aminay dia efa azonao jifaina aminโ€™ireto loko maro samihafa ireto!!!:
-๐“‚๐’ถ๐“‹๐‘œ๐Ÿฏ
- ๐“‚๐’ถ๐“ƒ๐‘”๐’ถ ๐Ÿณ
-๐‘”๐“‡๐‘’๐“ƒ๐’ถ๐“‰ ๐Ÿ‡
-๐“‚๐‘’๐“ƒ๐’ถ ๐Ÿ“
-๐“‚๐’ถ๐’พ๐“‰๐“ˆ๐‘œ ๐“€๐’ถ๐“‡๐’ถ๐“๐’ถ๐“ƒ๐“Ž ๐“‡๐‘œ๐’ถ๐Ÿฆ–
-๐“‹๐‘œ๐“๐‘œ๐“‚๐’ท๐‘œ๐’ถ๐“ˆ๐’ถ๐“‡๐“Ž๐Ÿ‘xD
- ๐“‚๐’ถ๐“‹๐‘œ๐“€๐‘’๐“๐“Ž ๐ŸŒท
- ๐“‹๐‘œ๐“๐‘œ๐“‚๐“…๐’ถ๐“‡๐’ถ๐“ˆ๐“Ž ๐Ÿ†
-๐“๐‘œ๐“€๐‘œ ๐“ˆ๐’ถ๐“Š๐“‚๐‘œ๐“ƒ ๐Ÿฃ

Mazotoa omana ary tompoko.๐Ÿ˜‹

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261383794418

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐˜›๐˜ช๐˜ต๐˜ข posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ๐˜›๐˜ช๐˜ต๐˜ข:

Shortcuts

Share