Dori'Shop

Dori'Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dori'Shop, Apparel & Clothing, Antananarivo.

👑 Dori'SHOP
👗 Coques, accessoires, mode & gadgets tendance 🔥
🚚 Livraison manerana an'i Madagasikara
📲 Commande haingana & fanaterana azo antoka
✨ Miaraka amin’ny Dori’SHOP, style-nao no maha-izy anao 💯
📩 [email protected] / +231 382942889

01/06/2026

Bonne fête à tous les Maman 🎊✨🙏

04/03/2026
Barquette en  plastique importé 5 Série Couleur rose fleurie, marron café,bleu Prix: 30 000 ar   'Shop #
04/03/2026

Barquette en plastique importé 5 Série
Couleur rose fleurie, marron café,bleu
Prix: 30 000 ar 'Shop #

Sao everinao fa ady amin'ny fiarovana ny seza Filoha aty ary io.Tsy aleo ve mijanona ho neutre foana.Izao diso programme...
03/03/2026

Sao everinao fa ady amin'ny fiarovana ny seza Filoha aty ary io.
Tsy aleo ve mijanona ho neutre foana.
Izao diso programme an'asa izao goana no mbola mahataraikt antsika toa izao. 'Shop #

🌟 FAHAGAGANA HO ANY TONGOTRAO👣 !  🌸 Te ho tsara tarehy nefa tsy te hijaly tongotra rehefa mandeha tontolo andro💃 ?👉 Ireo...
24/02/2026

🌟 FAHAGAGANA HO ANY TONGOTRAO👣 !

🌸 Te ho tsara tarehy nefa tsy te hijaly tongotra rehefa mandeha tontolo andro💃 ?
👉 Ireo sandales ireto dia manana semelle malemilemy (confortable) ary "brides" tsy mandratra.

✅ Kalitao: Matanjaka sady mateza.
Metin'ny birao, ny fivoahana miaraka amin'ny namana, na ny lanonana.

👉📸 PT EFA EO AMIN'NY SARY, PHOTO RÉEL DAHOLO 📸

💰 Vidiny mirary: 25.000Ar na miatso 0382196165 'Shop #

16/02/2026

Hoan'izay super fan Tongava ao Amn commentaires fa misy crédit ty alefa hoanareo o 🎉💥😁

16/02/2026

Big shout out to my newest top fans! Bradley Raphaël

😭😭😭😭ry Reny namako MBA tsampanao ve we olombelona nofo sy rah toanao ihany n'y Zaza toizao nefa vitanao n'y manary azy s...
13/02/2026

😭😭😭😭ry Reny namako MBA tsampanao ve we olombelona nofo sy rah toanao ihany n'y Zaza toizao nefa vitanao n'y manary azy s manono azy nahoana ra omena oul rehfa misy olana eo am nao izy misy mandray foana reny rhf ovonona ihn de de omeo olona de afatra manokana tsarovy fa ts omen'andremanitra itsony ianao rehfa mitady satria izay nomena anao aza ts ainao mikarakara Az ra sanatri ka tratran n'y violance ianao nazahonao azy de manaova fitoriana fa misy mandray an'tanana fona ianao momba n'y zany donc aza vonoina n'y Zaza manarak'zan rehfa Mbola ts vonona n'y sainao ihatrika fiterahana de efa maro Zao n'y zavatra azo isoroana izany de manatona tobimpahasalamana fa tena ontsa n'y fo am zavatra ataonareo Reny ts vanona 😭😭

News : Zaza narin'ny olona tao anatin'ny lavapako 😭

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dori'Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share