20/09/2024
Ecouteur NST S2 super bass
✔️Ecouteur tsy mora tapaka, tena mafy sady mateza. Raha sendra voasintona tampoka dia tsy atahorana tapaka na ny fil na eo fa tena mafy tsara. Tsy hanenenanao. Efa be mpampiasa .
➡️Son super bass, midoboka tsara sady tsara feo be
➡️Accrochage magnetique
➡️Misy micro, afaka mandray appel 🆗, misy bouton pause/play ⏯️...
👉Contact: 034 09 311 09
👉Etat: Vaovao sous carton
👉Prix: 10.000 Ar
👉Point de récuperation: Antanimena (Mbola tsisy magasin)
👉Afaka manao livraison ihany koa.
♥️Mankasitraka tompoko♥️
Manantena anao hanjifa fa tsy hanenenanao, sady mora no tsara