Jereo Ze Mety

Jereo Ze Mety Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jereo Ze Mety, Apparel & Clothing, Ampasapito, Antananarivo.

Maillot ensemble amlay lamaodyqualité tena tsara 2 ans : 8000ar4ans: 10 000ar6ans: 12000arprix de gros mp
22/10/2025

Maillot ensemble amlay lamaody
qualité tena tsara
2 ans : 8000ar
4ans: 10 000ar
6ans: 12000ar

prix de gros mp

❤‍🔥❤‍🔥Promotion FETIN'NY RENY O😍💝💝💝 Iza daholo no mbola miasa saina mafy  hoe inona ny cadeaux omena an'i neny???👍🏻👍🏻👍🏻M...
18/05/2025

❤‍🔥❤‍🔥Promotion FETIN'NY RENY O😍💝💝💝
Iza daholo no mbola miasa saina mafy hoe inona ny cadeaux omena an'i neny???
👍🏻👍🏻👍🏻Mety be aminareo ty promotion BOX WIFI AIRTEL TY raha neny tia mconnecte na koa hoe tena mampiasa connexion matetika mits ny asan'i neny

Sady mbà fetsifetsy fa mividy anty ho an'neny enao d tsy neny rery no misitraka connexion mlay be fa nareo mianakavy, oui toute la famille

🫶🏻prix 150 000ar fotsiny nefa...
🫶🏻 omena puce gratuit miaraka aminy sady...
🫶🏻 puce efa misy bonus 30GO be zao no omena anao, tsinjaraina 10GO/mois
🫶🏻 tsy mila manao engagement isambolana... fa mividy forfait fotsiny rhefa te hampiasa d lasa zao😍😍
🫶🏻entana omena anao vaovao be sous carton misoratra , LIVRAISON GRATUIT😁😍💝
🥰🤩Mp haingana na tonga dia miantso e 0338245162 😘

Iza daholo lay kivy be taloha vao hoe airtel😁 hum aza varina fa efa niova ny sary 😍CONNEXION MILALALA BE😯 oui tsy ankiat...
13/05/2025

Iza daholo lay kivy be taloha vao hoe airtel😁 hum aza varina fa efa niova ny sary 😍
CONNEXION MILALALA BE😯 oui tsy ankiato tsony miaraka
mora nefa tsara eeee🤩🤩

Address

Ampasapito
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jereo Ze Mety posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share