BikaBoss

BikaBoss BikaBoss vend divers articles pour homme et pour femme

❗❗Promotion avant grand arrivage 🤗❗❗ Tout doit disparaitre, Mp direct pour commander 😉
20/12/2023

❗❗Promotion avant grand arrivage 🤗❗❗ Tout doit disparaitre,

Mp direct pour commander 😉

06/11/2023

CONDITIONS GÉNÉRALES DE VENTE :

🌸 Ny mpanjifa dia manaiky fa namaky ary manaiky ireto fepetra manaraka ireto mialohan'ny hanjifa entana ato amin'ny BikaBoss.

🌸 Ny entana izay amidy rehetra dia efa ezahinay omena amin'ny antsipirihany ny mombamomba azy rehetra. Raha misy tsy fietezana na "défaut d'origine" dia tompon'andraikitra tanteraka izahay ary azo atao ny manolo izany.

🌸 Ny mpanjifa rehetra noho izany dia tokony hanamarina tsara ny entana raisiny, ary raha misy tsy mety aminy izany de afaka averina, saingy kosa tsy maintsy aloha hatrany ny "frais de livraison".

🌸 Marihina fa ny entana lafo dia tsy azo averina na soloina intsony rehefa lasa ilay livreur❗

🌸 Tsy manao famandrihana na "réservation" mihoatra ny 24 ora izahay, fa raha tena ilain'ny mpanjifa izany dia azo atao ny manao "avance 50%" ny vidin'ilay entana.

Izao dia natao mba hapirindra sy hapilamina ny fiaraha-miasatsika.

Mankasitraka indrindra tompoko 🥰

❗❗Plus que quelques articles disponibles ❗❗MP ou joignez nous au  0387499094 🔴 Coton tsara, qualité tsara be, tena au to...
04/11/2023

❗❗Plus que quelques articles disponibles ❗❗

MP ou joignez nous au 0387499094

🔴 Coton tsara, qualité tsara be, tena au top mihintsy 🤗

🔴 Cliquez sur chaque photo pour les détails

❗❗ARRIVAGE❗❗🔴 Tee-shirt pour homme 100% coton 🔴 Made in Thailand🔴 Taille standard sady tena mety be @ Boss rehetra amin'...
22/10/2023

❗❗ARRIVAGE❗❗

🔴 Tee-shirt pour homme 100% coton
🔴 Made in Thailand
🔴 Taille standard sady tena mety be @ Boss rehetra amin'izao hafanana izao 😉

Qualité top, IMPORTÉ daholo an 🥰

✓ Prix : 30 000 Ar
✓ Mp ou contactez-nous directement au 0387499094
✓ Livraison possible
✓ Détails en commentaire

22/10/2023

🦋 Bienvenue sur la page de BikaBoss 🥰

🦋 A l'occasion du lancement de la page, on va procéder très prochainement à un GiveAway ❤️ BikaBoss vous offrira divers articles tendances, pas que pour les femmes, mais aussi pour les hommes 😉

🦋 Donc restez connecter ! Suivez-nous et likez notre page ! ❣️

😘

Address

Manakambahiny
Antananarivo
BP101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261387499094

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BikaBoss posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share