11/03/2024
Ny karazana fidiram-bola 04 mila anananao.
Fidiram-bola voalohany dia ny fidiram-bola actif na ny karamanao.
Mila manana asa iray mampidi-bola anao isam-bolana ianao mba hanananao '' sécurité kokoa amin'ny fiainanao
Fidiram-bola faharoa ny fidiram-bola passif : ny amin'ny trano.
Na dia tsy manan-karena ianao dia mila miezaka mba hanananao trano iray mba hahofa ahafahanao mampidi-bola tsy miasa. Satria ny trano dia ilaina foana ary mitombo isan-taona ny lanjany.
Fidiram-bola fahatelo ny fidiram-bola fivelarana dia ny orinasanao.
Tsy voatery tonga dia hanana orinasa betsaka ianao , fa mila manana orinasa ianao mba hahafahanao mampiasa ny volanao, mampiasa olona fa tsy hoe hiasa foana mandra-pahafaty
Fidiram-bola fahefatra haingana na ny business en ligne
Amin'izao fotoana izao ; tsy tokony hisy olona mbola hijanona amin'ny fidiram-bola iray izany raha olona manana finday sy mampiasa tambazotra.
Ilaitsika be io business en ligne io satria haingana be ny azahoanao vola aminy mba entinao hanatanterahana ny projet ngeza.
Anisan'izany moa ny vente en ligne ary anisany Mankasitrahako anareo nametraka fahatokisana hanaraka izay formation izay manomboka aminy alakamisy izao ao anaty groupe privé
Izay fa farafaha-ratsiny isika mba manana fidiram-bola 4 samy hafa daholo ary tadidio fa efa 2024 isika izao.
Aza mijanona aminy fidiram-bola iray izany.
Ny olona mpanan-karena dia manana fidiram-bola maro fa ny olona mahantra manana fandanim-bola maro.