Mpanjaitra Mahay

Mpanjaitra Mahay Cette page s'adresse à tous ceux qui cherchent un tailleur et/ou une couturière pour confectionner des vêtements sur mesure et du linge de maison.

Des chemises Classes et tendances Apporter vos tissus ❤️
05/02/2026

Des chemises
Classes et tendances
Apporter vos tissus ❤️

Des robes babydoll denimJolie ❤️Apporter vos tissus 😊
23/01/2026

Des robes babydoll denim
Jolie ❤️
Apporter vos tissus 😊

Costumes working girl modèle ihany ireo. afaka mitondra modèle izay tianareo ianareo Dia aza adino lamba.
20/01/2026

Costumes working girl
modèle ihany ireo.
afaka mitondra modèle izay tianareo ianareo Dia aza adino lamba.

Idées de look Africaine 😊Efa nanjaitra ho an'olona izahay an. tongava miaraka @ lambanareo . 😊
19/01/2026

Idées de look Africaine 😊
Efa nanjaitra ho an'olona izahay an.
tongava miaraka @ lambanareo .
😊

Les jupes aussi sont à la mode ❤️Pourquoi pas ? 😉Venez avec vos tissus 🙏🏻
13/01/2026

Les jupes aussi sont à la mode ❤️
Pourquoi pas ? 😉
Venez avec vos tissus 🙏🏻

Tendance mihitsy moa izany izao @ izao. Ny loko "beige" no tena be Tia ❤️Tongava miaraka lamba Dia zairinay o.
07/01/2026

Tendance mihitsy moa izany izao @ izao.
Ny loko "beige" no tena be Tia ❤️
Tongava miaraka lamba Dia zairinay o.

💖Bonne année💖Mbola tsy tara an .. Efa misokatra ho anareo indray izahay raha te-hampajaitra ianareo o. Tongava miaraka l...
05/01/2026

💖Bonne année💖
Mbola tsy tara an ..
Efa misokatra ho anareo indray izahay raha te-hampajaitra ianareo o.
Tongava miaraka lamba 😊

Efa manomboka manimanitra krismasy kosa e. ❤️🌲🌲MBA ohatra ihany Ilay akanjo ity an. Manjaitra rehetra izahay. Tongava mi...
18/11/2025

Efa manomboka manimanitra krismasy kosa e. ❤️🌲🌲
MBA ohatra ihany Ilay akanjo ity an.
Manjaitra rehetra izahay.
Tongava miaraka @ lamba o. ❤️❤️

Ilay loko aloha Dia efa lamaody ankehitriny. Ilay ensemble koa tena tsara kely .Tongava miaraka @ lamba o.
11/11/2025

Ilay loko aloha Dia efa lamaody ankehitriny.
Ilay ensemble koa tena tsara kely .
Tongava miaraka @ lamba o.

Izahay anie Mbola afaka mandray zaitra toy ny "rideaux" koa e. tsy voatery akanjo foana ihany . Fa tsara ianareo no mito...
05/11/2025

Izahay anie Mbola afaka mandray zaitra toy ny "rideaux" koa e. tsy voatery akanjo foana ihany .

Fa tsara ianareo no mitondra lamba kosa anefa an 👌🏻😊

❤️❤️❤️❤️Nahafinaritra ahy Ilay sary 💗Tsara koa Ilay "look" 😱Fa Dia tongava miaraka lamba o 👍🏻
29/10/2025

❤️❤️❤️❤️
Nahafinaritra ahy Ilay sary 💗
Tsara koa Ilay "look" 😱
Fa Dia tongava miaraka lamba o 👍🏻

💛Broderie anglaise💛ohatra loko ihany fotsiny . Tsara kely 💛mihaja Ilay lamba koa 💛Tsara mitondra lamba foana ianareo .
28/10/2025

💛Broderie anglaise💛
ohatra loko ihany fotsiny .
Tsara kely 💛
mihaja Ilay lamba koa 💛
Tsara mitondra lamba foana ianareo .

Address

Faravohitra
Antananarivo
101

Telephone

0341560829

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanjaitra Mahay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share