By Ruismie

By Ruismie 🌸Sandale plateforme vita malagasy🌸

❤️ Prix: 45000ar❤️Plateforme vita Malagasy hatrany🥰🥰.Nouveau model be mihintsy a😍.Sur commande ( 4 à 5jours).Couleur: gr...
27/03/2026

❤️ Prix: 45000ar❤️
Plateforme vita Malagasy hatrany🥰🥰.
Nouveau model be mihintsy a😍.
Sur commande ( 4 à 5jours).
Couleur: grenat, noir, doré, rouge, argenté, blanc, marron foncé, marron camel, moutarde, gold,marron léopard....

Mp avy hatrany ary o😍😍

26/03/2026

Bonjour.. 😘
Hiverina tsy ho ela ndray izahay hitondra vokatra tsara be😘

Mankasitraka anareo any  hatrany mametraka fitokisana aminay❤️❤️.Mbola mandray commande hatrany😘
24/07/2025

Mankasitraka anareo any hatrany mametraka fitokisana aminay❤️❤️.
Mbola mandray commande hatrany😘

O leretsy e🙏🙏😁Efa photo reel daholo re ny eto aminy pejy e😍😘😘.Izay ataonareo commande eto no tonga any  fa tsy hoe sary ...
24/07/2025

O leretsy e🙏🙏😁
Efa photo reel daholo re ny eto aminy pejy e😍😘😘.
Izay ataonareo commande eto no tonga any fa tsy hoe sary net akory ny eto😁😁❤️.
Averiko kely.
⛔Photo reel⛔
Izay vitanay no alainay sary😁😘

24/07/2025

Bonjour ❤️
Mankasitraka antsika rehetra fa feno indray ny livraison erinandro ity.
Prochaine livraison: Mardi💋.

Heyyy !!!Androany sisa no fandraisana commande ra ho livrena  erinandro ity a 🩷(samedi)Aza tara ary fa ny vidiny tsy mio...
23/07/2025

Heyyy !!!
Androany sisa no fandraisana commande ra ho livrena erinandro ity a 🩷
(samedi)
Aza tara ary fa ny vidiny tsy miova.
Modèle maro hisafidianana ary afaka ovaina ny loko❤️😘

Iza no mila azy androany o❤️Pointure 40Efa reel ny sary😘😘.Livraison gratuit zay maka anio disponible de suite io androan...
22/07/2025

Iza no mila azy androany o❤️
Pointure 40
Efa reel ny sary😘😘.
Livraison gratuit zay maka anio disponible de suite io androany na rapitso 🚚🚚🚚

22/07/2025
ialana tsiny ho anizay tsy voavaly arapotoana androany 🙏🙏.Sy ny livraison reporté rapitso fa tojo tsy fahasalamana tampo...
21/07/2025

ialana tsiny ho anizay tsy voavaly arapotoana androany 🙏🙏.
Sy ny livraison reporté rapitso fa tojo tsy fahasalamana tampoka 🥹🥹🥹

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Ruismie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share