Kiddie Select

Kiddie Select Vente d'articles pour bébés et enfants Des jolies robes aux baskets branchées, nous avons tout ce dont vos enfants ont besoin pour rester à la mode.

Chez KIDDIE SELECT, nous proposons une large gamme de vêtements, chaussures et accessoires tendance et élégants pour les enfants de tous âges. Nos articles ont été choisi pour que vos enfants soient non seulement élégants, mais aussi confortables et sûrs d'eux. Nous pensons que chaque enfant mérite d'exprimer son style unique et sa personnalité à travers ses choix vestimentaires. Faites vos achats

dès maintenant et offrez à vos enfants la garde-robe à la pointe de la mode qu'ils méritent. Rejoignez-nous pour créer un monde où les enfants peuvent être élégants, à l'aise et sûrs d'eux.

Tsy hadino akory reto ensemble 5 pièces fa mbola dispo hatrany an. Mp na 038 05 055 83 😉Manao livraison hatrany
05/06/2026

Tsy hadino akory reto ensemble 5 pièces fa mbola dispo hatrany an.

Mp na 038 05 055 83 😉

Manao livraison hatrany

Ireto koa modèle hafa Dispo daholo ireo couleur ireoMp avy hatrany ary ooo 😉Jp + couleur Manao livraison hatrany 🚗
05/06/2026

Ireto koa modèle hafa

Dispo daholo ireo couleur ireo

Mp avy hatrany ary ooo 😉

Jp + couleur

Manao livraison hatrany 🚗

Ireto ndray misy arrivage mafana be ry maman 🥰Nids d'ange mafana tsara sady malefaka be tsy atahorana hanimba ny hoditry...
05/06/2026

Ireto ndray misy arrivage mafana be ry maman 🥰

Nids d'ange mafana tsara sady malefaka be tsy atahorana hanimba ny hoditry ny zazah antsika 👩‍🍼

Efa eo amin'ny sary tsirairay ny détails sy prix dia mp avy hatrany ary ooo.

Manao livraison hatrany 🚗

Mbola dispo ihany koa ireto bavoirs 7 jours ireto an Mp ary na 038 05 055 83 Manao livraison hatrany 🚗
04/06/2026

Mbola dispo ihany koa ireto bavoirs 7 jours ireto an

Mp ary na 038 05 055 83
Manao livraison hatrany 🚗

Tsy hadino ihany koa ny bakiraro sy ny akanjo mafana ami'izao ririnina efa manomboka izao 🥶Ao amin'ny sary tsirairay ary...
04/06/2026

Tsy hadino ihany koa ny bakiraro sy ny akanjo mafana ami'izao ririnina efa manomboka izao 🥶

Ao amin'ny sary tsirairay ary ny détails sy ny prix e

Mp na 038 05 055 83

Manao livraison hatrany 🚗

04/06/2026

Ireto ilay satroka be tena tianareo be 😍.

Vitsivitsy sisa no dispo fa haingana sao dia tsy mahatratra eo ndray an
Mp ary na 038 05 055 83
Manao livraison hatrany 🚗

Bonne fête à toutes les mamans du monde 🤱👩‍🍼Que Dieu entende toutes vos prières 😍Nous vous aimons fort ❤️
31/05/2026

Bonne fête à toutes les mamans du monde 🤱👩‍🍼

Que Dieu entende toutes vos prières 😍

Nous vous aimons fort ❤️

28/05/2026

Mp ary izay ny sary modèle disponible ooo

Manao livraison hatrany ✅️

Ensemble t-shirt sy pantalon coton malefaka kely 🥰- Pour 0 à 4 mois - Ireo amin'ny sary ireo ny - couleurs disponibles ❤...
19/05/2026

Ensemble t-shirt sy pantalon coton malefaka kely 🥰

- Pour 0 à 4 mois
- Ireo amin'ny sary ireo ny - couleurs disponibles ❤️
Prix 12 000ar

Mp na 038 05 055 83

Lot de 2 pièces tout mignon pour votre bébé🥰 1 Grenouillère + bavoir assorti Age : 0 à 4 mois Ireo amin'ny sary ireo ny ...
19/05/2026

Lot de 2 pièces tout mignon pour votre bébé🥰
1 Grenouillère + bavoir assorti
Age : 0 à 4 mois
Ireo amin'ny sary ireo ny couleurs disponibles
Prix : 12 000ar 😱

Mp avy hatrany ary ooo

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261327347668

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiddie Select posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share