Ty dia ‘ty koa

Ty dia ‘ty koa Mode à tous les âges

Amen
13/11/2024

Amen

akory aby oooBois dur, tsy lanin'ny biby sady mateza beSarombaho lahy fa ho tara 😍🥰400 000arMp na 0347895588 izay liana ...
28/10/2024

akory aby ooo
Bois dur, tsy lanin'ny biby sady mateza be
Sarombaho lahy fa ho tara 😍🥰
400 000ar
Mp na 0347895588 izay liana o

Bahu indray no manaraka eo 🤩🤩Bois dur foana ihany ny antsika, tsy matahotra biby mpanimba hazo ireny. Maharitra sady tsy...
28/10/2024

Bahu indray no manaraka eo 🤩🤩
Bois dur foana ihany ny antsika, tsy matahotra biby mpanimba hazo ireny. Maharitra sady tsy simban'ny andro 😉
Prix: 500 000 Ar
Mp na 0347895588

Jerijereo izay mety e 🤩 Samy makamaka dia tsy mifanambaka 😉Tongava ao amin'ny MP na tonga dia antsoy ny +261388219232
23/10/2024

Jerijereo izay mety e 🤩
Samy makamaka dia tsy mifanambaka 😉
Tongava ao amin'ny MP na tonga dia antsoy ny +261388219232

23/10/2024
Jereo izay mety e 🤩 Samy makamaka dia tsy mifanambaka 😉
23/10/2024

Jereo izay mety e 🤩
Samy makamaka dia tsy mifanambaka 😉

Entoure nous Seigneur des bonnes personnes Bon dimanche à tous!
17/03/2024

Entoure nous Seigneur des bonnes personnes
Bon dimanche à tous!

FIDIO NY MANODIDINA

Raha mipetraka amin'ny toerana misy fofona maimbo ianao,
Dia voarainao ilay fofona maimbo,

Raha tsy zakanao iny tamin'ny voalohany,
Dia lasa zakanao rehefa avy eo,

Ary heverinao fa normal mihitsy aza,

Ny tena marina, ianao mihitsy aza no manjary nitondra ilay fofona

Mitandrema amin'izay olona manodidina anao,ny namana iarahana,ny toerana aleha,

Miaraha mandrakariva amin'ny olona mandresy,avo ara panahy,ambony ara tsaina,

Aza miteny hoe tsy maninona izany Io,namako fotsiny ireny,
Ialao ny naman-dratsy,ny toeran-dratsy



Neny Zo

Miorena amin'ny finoanaAza mitsahatra ny mivavaka sy mitoky amin'ny TompoDiovy ny fonao ka katsaho hatrany ny tsara
29/02/2024

Miorena amin'ny finoana
Aza mitsahatra ny mivavaka sy mitoky amin'ny Tompo
Diovy ny fonao ka katsaho hatrany ny tsara

ZAVATRA AO ANATINAO IZY IO

Misy olona,
Isaky ny mahita zavatra,
Na maheno olona miteny,
Na mahita havana na namana mihetsika,

Dia mahatafavoaka fihetsika na teny négatif foana,
Na izy mipaingotra,
Na mandefa fantsy,
Manaratsy tsotr'izao,

Ny loharanon'io dia ao anatin'ny fo,
Feno fankahalana,
Mangidy,
Maizina,
Mialona,..

Androany aho te hiteny anao izay manana an'io karazam-paharatsiana io,

Tsy avy amin' Andriamanitra ny aizina,
Noforonin' Andriamanitra ho tsara ianao,
Noforoniny hitovy endrika aminy,
Tsy tokony hisy aizina ao aminao,

Fa ny fomba nitaizana anao,
Ny fahavalo eny amin'ny rivotra,
Ny ratra sy ny fahadisoam-panantenana,
No nahatonga anao toy izao,

Hitanao ve ireny vilany lasa mainty rehefa tratry ny kitay ireny?
Tsy mainty no namoronana an'iny,
Fa vy mamiratra tsara tarehy,
Dia ohatran' izany mihitsy,

Tsy noforonina ho ratsy ianao,
Miezaha tsy hamoaka faharatsiana intsony manomboka androany,

Tongava loharano mpamoaka zava-tsoa,
Mpiteny fahamamiana,
Maha-te ho tia,
Tongava mpizara fiainana,
Tongava amin'ilay namoronana anao,
Araka ny nofin' Andriamanitra,

Aza manaiky ho fitaovana hampiasain'ny devoly intsony manomboka androany,

Dia Tahin'Andriamanitra

Neny Zo

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ty dia ‘ty koa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share