17/06/2026
Andao ianareo asehoko ny rituel ko isa-maraina atao amin'ny Tarehy 👩🏽mba hanemorana ny fahanteran'ny hoditra izany hoe :
- stimuler na ny Tarehy mba amoka ny Collagen mba ho souple tsara ny hodi-tava
- mba hikoriana Tsara ny rà amin'izay mba misy éclat
- masser na hamoaka ny rano miandrona am faritra sasany(drainage lymphatique)
- lotion no ataoko am Tarehy ny maraina fa Tsy sasako
- sérum + crème de jour + écran solaire na Tsy mivoaka aza (marque Sothys novidiana tao am Beaute Vatimi
- anti-cerne (sephora)hanafenana kely izay petites imperfections sy cerne am maso , ny molotra koa asiko kely fa somary mainty sanatria ohatrany mpifoka sigara nefa Tsy mifoka
- crayon + gloss Kiko dispo en boutique
- volomaso 🤨 natao Microshiding tany am Laska fa Léo Be manao traçage sady Tsy mahay
Izaho akory Tsy pro amin'ilay fikarakaraka tarehy (esthéticienne) fa mijery YouTube sy mijery vidéo mianatra 😊
Dia izay sy izay aza , azadino fa izahay manana maquillage Kiko authentiques avy any Milan 🇮🇹 izay ilainao hatramin'ny pinceaux vitsivitsy 🥰
Tsy misy atao indray izaho io a 😂😂😂