24/11/2025
πΏ Ahoana izany hoe hihinana sakafo ara-pahasalamana ?
Tsy sarotra izany !
β¨ Mifidiana sakafo vaovao
π₯ Ampitomboy ny legioma aminβny sakafo
π§ Misotroa rano betsaka
π Fadio ny sakafo be tavy sy mamy loatra
π Mihinana voankazo rehefa te hihinana βsnack snack toy ny compose snsβ
Ianarantsika ny fomba fampiarahina Ireo sakafo mba tena ho ara pahasalamana tokoa
Tsikelikely, dia Ho hitanao fa hisaotra anao ny vatanao π
Aboneo ny pagetsika raha mahaliana anao ary mba Ho hitan'ireo namatsika koa ππ