Ts'Art Soja Tanà

Ts'Art Soja Tanà Sakafo vita amin'ny Soja no atolotray ho anao. Sakafo tena arapahasalama tokoa.

Promotion de la semaine ity 🙏🙏Livraison gratuite isika  à partir 1 kg  Raha centre ville.Azonao atao entré, laoka, salad...
16/06/2026

Promotion de la semaine ity 🙏🙏
Livraison gratuite isika à partir 1 kg Raha centre ville.

Azonao atao entré, laoka, salade, tsakitsaky ny tofu sy Feuille de soja

Tofu moelleux 12000 ar kg
Tofu ferme 18000 ar kg
Feuille manta 18000 ar kg
Feuille masaka 20000 ar kg
Brochette, sambos, nem, boulelle 500 ar

Alefaso ny commande Ary 🙂

Contact 0380780326

Ity feuille de Soja ity no tena azahoanay retour mamy kely betsaka.Tetehana fotsiny dia afaka hafangaro am Zay rehetra t...
15/06/2026

Ity feuille de Soja ity no tena azahoanay retour mamy kely betsaka.

Tetehana fotsiny dia afaka hafangaro am Zay rehetra tinao.

Sady tsy maha be kibo izy ity fa tsisy farine de blé

Alefaso ny commande

2000 ar ny 100g

Jereo n'y retour 😍

📞 0380780326

Anisany manome hery fiarovana anao ny tofuAndramo anie e!!!!Betsaka ny tombotsoa azo avy aminy
14/06/2026

Anisany manome hery fiarovana anao ny tofu

Andramo anie e!!!!

Betsaka ny tombotsoa azo avy aminy

Livraison gratuite isika rehefa alahady à partir 1 kg 🙏, Raha centre ville.Azonao atao entré, laoka, salade, tsakitsaky ...
13/06/2026

Livraison gratuite isika rehefa alahady à partir 1 kg 🙏, Raha centre ville.

Azonao atao entré, laoka, salade, tsakitsaky ny tofu sy Feuille de soja

Afaka mikarakara brochette sy tsakitsaky ho anao koa izahay

Tofu moelleux 12000 ar kg
Tofu ferme 18000 ar kg
Feuille manta 18000 ar kg
Feuille masaka 20000 ar kg
Brochette, sambos, nem, boulelle 500 ar

Alefaso ny commande Ary 🙂

Contact 0380780326

Promotion be fa livraison gratuite Raha centre ville ianao.Izay rehetra a base de tofu dia ataonay daholo. 14000 ar ny 5...
13/06/2026

Promotion be fa livraison gratuite Raha centre ville ianao.

Izay rehetra a base de tofu dia ataonay daholo. 14000 ar ny 500g

Afaka misafidy ianao :
✓ Melange de tofu
✓ Salade de tofu
✓ tofu sauté aux legume

Alefaso avant 16h commande

Contact 0380780326

Aza misalasala manao commande izay sakafo rehetra a base de tofu ato aminay!!!!tofu nature en bloc sy fermetofu mariné t...
11/06/2026

Aza misalasala manao commande izay sakafo rehetra a base de tofu ato aminay!!!!

tofu nature en bloc sy ferme
tofu mariné
tofu frite .
nem au tofu
brochette au tofu ...
mine sao au tofu

👉🏿👉🏿mp ou 0380780326

tofu nature vao vita 💥💥💥protéine tsara ho an' ny vatana mahasolo hena ho an ireo tsy afaka mihinan-kena 100g  à 150g sah...
10/06/2026

tofu nature vao vita 💥💥💥
protéine tsara ho an' ny vatana
mahasolo hena ho an ireo tsy afaka mihinan-kena
100g à 150g sahaza olona iray .

Tofu moelleux 10000 ar kg
Tofu ferme 17000 ar kg
Tofu feuille 20000 ar kg

📞 0380780326

harena ny fahasalamana 🙏

Coucou hono isika 🤣🤣
09/06/2026

Coucou hono isika 🤣🤣

Misy TOFU foana ato aminay .tofu nature en bloc sy fermetofu mariné tofu frite .nem au tofu brochette au tofu ...mine sa...
08/06/2026

Misy TOFU foana ato aminay .
tofu nature en bloc sy ferme
tofu mariné
tofu frite .
nem au tofu
brochette au tofu ...
mine sao au tofu ...

💥💥💥aza misalasala manao commande dia ho aterina livraison à partir 250g

👉🏿👉🏿mp ou 0380780326

Ity lay tofu ferme zareo a!!!!Fromage de Soja izy ity ,fa kosa matsiro noho Ilay tofu en bloc , dur kokoa izy .Afaka ale...
08/06/2026

Ity lay tofu ferme zareo a!!!!

Fromage de Soja izy ity ,fa kosa matsiro noho Ilay tofu en bloc , dur kokoa izy .

Afaka alefa province tsara .

Tena tsara atao salade sy tsakitsaky. Mahasolo hena ,indrindra ho anao tsy mihinana viande d'animal

Prix: 17000 ar kg manta

Contact 0380780326

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo

Telephone

+261341928008

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ts'Art Soja Tanà posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share