16/09/2025
🔥Mandalo ny tsara - FRIPE LOHAN'ENTANA hatrany 🔥
Arrivage Mardi 16 septembre
Ireto ilay entana andrasanareo mpakafy lamode ! Tsy fripe tsotra fotsiny fa lohan’entana mihitsy – originals, modèle unique, tsy hita raha tsy eto aminay 😏
➡️ Misafidiana malaky fa tsy hiverina intsony ireo!
➡️ “Premier arrivé, premier servi – aza tara!”
Doudoune & Bombers
Sweat à capuche
Jogging mafana
Veste et slim en jean stylé
Taille efa hita amin’ny sary . Raiso capture ilay tianao dia alefao message , ao miresaka tsara isika 🙌
📦 Livraison manerana an'Antananarivo & fandefasana mankany amin'ny province koa misy.
🔔 Aza adino ny mi-abonné fa mbola betsaka ny sélection mipoapoaka ho avy!