Rantou Annah

Rantou Annah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rantou Annah, Apparel & Clothing, Antananarivo.

❤️Efa imbetsaka ah no nteny hoe:ajanoko any rangah Ty ah reraka tsy vitako intsony🥺💗....Teny matetika mverina rehefa ten...
16/08/2024

❤️Efa imbetsaka ah no nteny hoe:ajanoko any rangah Ty ah reraka tsy vitako intsony🥺💗....

Teny matetika mverina rehefa tena reraka iny fo sy n'y saina Ary ny fanahy, rehefa tsy araka ny niheverana azy ny zavatra natao (asa, fianarana,sns ....)

Andramo eritreritreretina Kely fotsiny Anie ny ezaka sy ny zavatra nosedrain'ireo Ray amnan-Dreninao mahatonga anao Mbola ho eto e(afaka mianatra,afaka manana asa,sns..)..…...🥺💗

Rehefa tsapanao sy fatatrao tsara ny efforts sy sacrifices nataon'izy ireo 🥺💗 de ny Vavanao iany afaka mteny oe "tsy vitako,Léo Aho , okzay" Fa ny sainao tsy manaiky ny hany fantany oe "VITANAO IO "💗❤️.....
Ampatsiahivin'ny sainao anao fona oe "zareo aza niezaka ho anao Dia maninona enao kivy Mila retour mahafapo zareo" Dia ny fahombiazanao Zany ❤️💪💪💗
De tsy hoe noho zareo no Antony iezahanao fa ataovy ho anao satria enao ntena Mila anio ny anzareo efa vitæ❤️🥺

❤️Mba fatatrao vé?🫶Ny olona iray rehefa Tia anao Dia mahita ny fomba rehetra ionana sy iarahana amnao❤️❤️Manana ftoana o...
09/06/2024

❤️Mba fatatrao vé?

🫶Ny olona iray rehefa Tia anao Dia mahita ny fomba rehetra ionana sy iarahana amnao❤️

❤️Manana ftoana oanao fona izy, mankahery anao rehefa enao lay sendra kivy2 iny🫶🥰eo fona izy wanao na mora na sarotra,na amin'ny hafaliana na amin'ny alaelo🫶🥰..manohana anao fona izy amzay rehetra ataonao🫶🥰🥰

🫶🥰Mety misy tsy fifankahazoana eo amnareo roa fa Mbola eo izy,hainy foana ny mandamina ny mety tsy fitoviana Kely eo aminareo roa❤️🫶🥰.....itany foana ny fomba ampitoniany anao rehefa enao en mauvaise humeur iny🫶🥰

😌Tadidio koa nefa fa tsy voatery oe tsy maintsy icomprendre anao foana izy satria mety misy tena tsy zakany aminy ataonao💔......tsy natao ahatapaka ny ftiavana efa nokolokoloinareo anefa izany....😌💔Mandeana mifona rehefa diso......tondray ftiavana fona ny fiarahanareo fa aiza avela ho ravan'ny imperfections amin'ny maha olombelona 🫶🥰
Aiza ny Zavatra tsy itovizana no jerena fa jereo oe inona tinareo roa, De Zay atao, avelao any ambadika tsita any mitsy lay tsy fitoviana "tsy misy olona tena ifanaraka bé zany daoly ne ny Zavatra Tiana euh"🤧

🤞 De Amboary tsara ny plan atongavanareo amin'ilay nofinofinareo roa Kely🥰arovy tsara MBA tsy hisy amotika..nareo iany ny tena mahalala ny mombanareo aiza avela hiditra mitsy ny hafa ❤️🥰🤞🤞🤞" Io anie otrany présentation amin'ny exposé euh refa ratsy fiomanana sy tsy nandalina enao de taraiky anaty question" ....Ataovy mafy o***a tsara ny fototra iainganareo🫶🫶🫶

💗Ny fiainana ve?💗Ny fiainana leshy ady anh✊🏻eto izay mavita miaritra iany mafy✊🏻zay tody atramn farany no arabaina🤝🏻Eto ...
18/01/2024

💗Ny fiainana ve?💗

Ny fiainana leshy ady anh✊🏻eto izay mavita miaritra iany mafy✊🏻zay tody atramn farany no arabaina🤝🏻
Eto tsy mila sandry fa mila heritsaina🫰🏻
Azakazaka eto ny life tsy akitaraina na marary aza👌🏻😩
Eto iany ko no aitanao amzn oe fetsy2 le tsy mahalala afa tsy ny tenany iany🫶🏻
Eto ry zandry fialonana no betsaka tsy avela elah mba androso zany...vao miakatra kely aza elah de sitomina hidina sitomina hikoroso amn tany🤧🤦🏻‍♂️

Fa zao ndao fona aiza manaiky resy zany👊🏻🤝🏻
Toizo ny lalanao de le but aiza adino...mety oe maradratra ndray2 fa alefaso fa vitanlah zany🫰🏻🤝🏻🤝🏻🤝🏻💗

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rantou Annah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share