24/03/2020
Coucou daholo tsika ato e, manao ahoana ny confinement ?
Courage e
Rahariva tsika manao live facebook miarakamin'i 😊
Ho ampianariny antsika ny fampiasana an'ireto fitaovana ireto ka manasa anao ara hijery an'izany routine manucure izany sy ny fanosorana vernis 💅💅
À ce soir 🤗
Betsaka ianareo no namaly ahy na t@mp na t@publication nataoko ka 19h no be votes indrindra fa amin'iny efa mba vitavita ny raharaha hono 😊 merci à tous 😘
Donc rendez-vous ce soir à 19h, routine manucure et pose vernis en direct sur ma page facebook 🤗
Les matériels qui nous seront utiles sur la photo 👇
Lime, polissoir, fourche, pousse cuticules, dissolvant, coton et bien sûr, le vernis de votre choix ! 💅💅
😉 ampianariko anareo daholo ny fampiasana an'ireo ary ho valiako daholo ny fanontanianareo 😘😘 à ce soir