03/02/2026
🌸 Hello ☺️
Ahoana indray ary ny fikolokoloana ny tarehy mba hadio e? 🧼✨
Ny tena tsara indrindra dia ny hariva no fanadiovana tarehy 🌙
Satria maro ny loto miangona mandritra ny tontolo andro :
💨 vovoka
🛢️ menaka
🚬 setroka
🌫️ pollution
Ny tsy fanadiovana tarehy amin’ny hariva dia mety hiteraka :
❌ tasy
❌ mony
❌ hoditra maloto
🤔 Ary ianao ve efa zatra manadio tarehy rehefa hariva?
Sa maraina ihany? 🌞
💬 Ahoana ny fomba fikolokoloanao ny tarehinao?
Alefaso eo amin’ny commentaire ny routine anao sao mahasoa ny hafa 🤍
🌸 Bonjour ☺️
Comment prends-tu soin de ton visage pour qu’il reste propre ? 🧼✨
Le meilleur moment pour nettoyer le visage est le soir 🌙
Car beaucoup d’impuretés s’accumulent pendant la journée :
💨 poussière
🛢️ sébum
🚬 fumée
🌫️ pollution
Ne pas nettoyer son visage le soir peut provoquer :
❌ taches
❌ boutons
❌ peau terne
🤔 Nettoies-tu ton visage le soir ?
Ou seulement le matin ? 🌞
💬 Partage ta routine en commentaire pour aider les autres 🤍
👉 Like ❤️ | Comment 💬 | Partage 🔁
💖✨