Article By Fifyh

Article By Fifyh 💐 Bienvenue 💐

✨Article importé ✨
‼️PRIX MORA BEEEE ‼️

🌸VENTE EN GROS ET EN DÉTAIL 🌸
☎️: 0388672083

TikTok : Article By Fifyh 🤍
Abonnez-vous 😉

Pijama manjakelyyyy ❤️ Mino ve nareo oe io no 9.500 ar 😂🥰Offres sous conditions ❤️
18/07/2026

Pijama manjakelyyyy ❤️

Mino ve nareo oe io no 9.500 ar 😂🥰
Offres sous conditions ❤️

Bonjour ❤️Raha choix pijama de iza no tinareo kokoa? 1 sa 2 sa 3 🤔Prix mora tena mora fa anareo no misafidy 🥰Aza matahoa...
18/07/2026

Bonjour ❤️
Raha choix pijama de iza no tinareo kokoa?
1 sa 2 sa 3 🤔

Prix mora tena mora fa anareo no misafidy 🥰
Aza matahoatra fa efa mafana aty amintsika réf tonga reo 😂🤗
Article By Fifyh 🌸✨

17/07/2026

Efa hita ilay CARTE D'ÉTUDIANT fa mankasitraka antsika rehetra. 💚💚

Bonjour 🌸Ity ary ilay conditions an'ilay ✨VENTE EN GROS EN COMMENTAIRES ✨ ✅Mandefa article ao amin'ny commentaire izahay...
17/07/2026

Bonjour 🌸
Ity ary ilay conditions an'ilay

✨VENTE EN GROS EN COMMENTAIRES ✨
✅Mandefa article ao amin'ny commentaire izahay isakin'ny mandefa sary misy soratra hoe "vente en gros en commentaire" ary ao amin'ny commentaire irery ihany
✅ Détails an'ny article dia alefanay miaraka aminy eo ary mba mamaky tsara alohan'ny andefasana commande ianareo
✅ 5 pièce ny minimum commande
✅ Prix isakin'ny article dia efa prix mandray vonona ianareo (Tonga eto TANA)
✅ Fahatongavany :
• Envoi aérien : 6 à 7 jours
• Envoi maritimes : 60 à 70 jours
Apetrakay eo amin'ny entana ny fahatongavany dia mba mamaky tsara 🥰
✅ Accompte 50% tsy maintsy aloha pour confirmation commande
✅ Frais de livraison akotran'ny vidin'ny entana rehefa tonga eto TANA
✅Afaka mi-propose article ianareo raha misy tinareo fa alainareo en gros

‼️Ny service sy ny entana vaovao izay efa nahafantaranareo anay dia mbola mitohy ihany fa manampy an'ity isika ‼️

☎️0388672083
💚Disponible en whatsapp ihany koa

Raha misy fanontaniana hafa dia afaka miditra mp ianareo manontany fa vonona handray anareo izahay ❤️
Aza miala alavitra ary... 💚💚

Bonjour ❤️Ity ary ilay zava-baovao e 😁Concept vaovao izy ity, inoako fa tinareo 🥰✨VENTE EN GROS EN COMMENTAIRES ✨ ✅Natao...
16/07/2026

Bonjour ❤️
Ity ary ilay zava-baovao e 😁
Concept vaovao izy ity, inoako fa tinareo 🥰

✨VENTE EN GROS EN COMMENTAIRES ✨

✅Natao ho anareo te hahazo entana mora
✅Te hanana zavatra miavaka
✅Te hanomboka business nefa tsy mbola manana vola betsaka
✅Te hanodim-bola ihany koa

Araho ny Pejy fa ho avy ny zavatra tsara sady miavaka ❤️❤️
🌸Ny service sy ny entana ary ny fanomezana fahafaham-po anareo hatrizay dia mitohy fa mihatsara hatrany. 💚💚

Article By Fifyh ✨❤️

15/07/2026

Vonona hijery bol ve 😂
Maka an'iza nareo? 🤗
🇦🇷 sa 🏴󠁧󠁢󠁥󠁮󠁧󠁿
Bonne soirée ❤️

15/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tsiky Ando Rasoarimanana, Miarivola Schininà, Soafy Andrianarimanga, Norah Christelle, Tian'ny Natiora Randriatoavina, Stéphie Samuel, ʚĭɞ Jeremie ʚĭɞ, Ericah Rakotondrazafy, Cåë Lah, Nicole Tahinalahatra, Zoky Ramiandrry, Sombiniaina Volana, Emma Ignace, Farah Tina, Anah Elia, Pappa Herinambinina, Kiala Soa

14/07/2026

Nareo ve mijery baolina ? Dia maka an'iza 😁😂
Ankafizo ee 🌸
Bonne soirée 🇫🇷❤️🇪🇸

Ity jeux ity anie mbola tsy nisy nahamarina e 😁afaka mbola milalao 🌸
14/07/2026

Ity jeux ity anie mbola tsy nisy nahamarina e 😁
afaka mbola milalao 🌸

Ndao hanao jeux e 🌸
Firy ilay chiffre takona ao?
Chiffre 3 nefa tena mora kely, nosoloina vaovao mihitsy fa hita ilay teo 😂🤭
✨Conditions tsotra kely :
✅ Abonnez-o page
✅ Hasao ny namanao 3 hilalao ao am commentaires
✅ Partager-o ao amin'ny mur anao ity pub ity

‼️Afaka manao commentaires bediabe fa miova isakin'ny com's ny olona 🔥
Cadeau 🎁 : crédit na vola na article (afaka misafidy ianao 🥰)

Article By Fifyh ✨🤍

14/07/2026

Pour Toi. ❤️
Article By Fifyh ✨🤍

Address

ANTANANARIVO
Antananarivo

Telephone

+261388672083

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Article By Fifyh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share