Les Rakoto

Les Rakoto Karakory agnao amnay ?šŸ¤ŖšŸ˜

15/10/2025
Resy ny Malagasy, resy i Madagasikara.Maharary ny fo mahita ny zava-misy eto madagasikara am’zao fotoana zao.Les violenc...
26/09/2025

Resy ny Malagasy, resy i Madagasikara.
Maharary ny fo mahita ny zava-misy eto madagasikara am’zao fotoana zao.
Les violences Ʃtaient nƩcessaires ?
Aoka re zay ny fanimbana ny fananan’olona, ny fananararaota-paty, ny fandravana ny tranom-barotra sy ny orin’asa madinika.

25/09/2025

Isotro enao sa tsy isotro e?

23/09/2025

Rehefa elah mba tsy tratra antso iny 🤣

21/09/2025

Sa karakory ? 🤣🤣

20/09/2025

Everin’ny olona fa diso numĆ©ro enao maraina pahariva 🤣🤣

18/09/2025

Fomban-drazana 🤣🤣

17/09/2025

Raha elah zao namaly otran'zany tonga de mort 🤣🤣

16/09/2025

Rehefa izy mijery film iny tena tsy azo kitihina mitsy 🤣🤣

15/09/2025

Bevoka fona ny fiheveran’ny olona rehefa hoe anambady enao.🤣
šŸ‡²šŸ‡¬

14/09/2025

Nareo koa ve mahafantatra le olona refa maniraka de lay anona foana no averiny, tsy fantatrao hoe inona iany ary zao anona tsisy farany zao. 🤣🤣
Zay eo iany fa hommage kely ho an’i Dadanay šŸ‘¼

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les Rakoto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share