04/02/2024
🎀Mandalo ny tsara zareo an....fiara kely occasion🎀
- 2 vitesses
- misy jiro2 kely
- 6 musiques
- misy fiche Jacky miaraka aminy
- afak atao commande à distance
- mahazaka Zaza hatram 10 taona
Etat:8/10 mbl manao kely👌
Blem: ts hita ny chargeur