Fashion by Miih

Fashion by Miih "Ny ahafam_po anao no tonjonay"

🌺🌼beautiful dress🌼🌺
21/11/2025

🌺🌼beautiful dress🌼🌺

❌ Amin'izao ankatokin'ny fetin'ny ray izao : tolory fanomezana miavaka, mateza, mafy toan'ny fitiavany antsika "PAPA" ry...
05/06/2025

❌ Amin'izao ankatokin'ny fetin'ny ray izao : tolory fanomezana miavaka, mateza, mafy toan'ny fitiavany antsika "PAPA" ry mamans sy les enfants avy aty ITAOSY a😜!!! ❌
Atao prix cadeaux be hoanareo PAPA avy ety Itaosy ihany ireto t_shirt "mponin'Itaosy 102" manitra vaovao be sady mafy tsara, kalitao tena tsara izay efa nanjifa mafantatra ny hatsarany😱

Maimaimpona ny livraison hoan'ireo izay hanaterana ny zoma 13 juin !!!!!

➡️Prix cadeaux be waaa: 18 000ar
➡️Taille dispo: S,M,L,...
➡️ Couleur dispo: rouge,blanc,noir,bleu,jaune,bleu marine
Koa faingana ary ooo!!!
Mp avy hatrany
Tel: 0342254494

02/01/2025

Fashion by Miih" dia miarahaba anareo mpanaraka ny pejy sy mpanjifa nahatratran ny taona 2k25, misoatra tamin'ny fiarahamiasa hatrizay, mbola eto fona izahay hanome ny tsara indrindra hatrany
hatrany ooo ❤️

❤️Merci beaucoup❤️Mafinaritra fona maheno fa afapo ianareo misaotra mahatoky hatrany ❤️Na inona modele tadiavinareo dia ...
21/09/2024

❤️Merci beaucoup❤️
Mafinaritra fona maheno fa afapo ianareo misaotra mahatoky hatrany ❤️
Na inona modele tadiavinareo dia vonona hatrany izahay mp na tonga d miantso mandray commande maro ihany koa
Tel: 0342254494/0338704132

Mankasitraka anareo mivady tamin ny fahatokisana "client satisfait" ❤️❣️➡️Réalisation:  Robe cache coeur deux tons avec ...
16/09/2024

Mankasitraka anareo mivady tamin ny fahatokisana "client satisfait" ❤️❣️
➡️Réalisation: Robe cache coeur deux tons avec gilet noire
Vonona hanatanteraka ny modele irinareo hatrany o 😘

❣️conseil❣️
11/09/2024

❣️conseil❣️

Mamy kely koa ireto ankajo mihaja an'izy 5 mianaka ireto 🥰 ampitiavana be no hanolorako fisaorana anareo 5 mianaka ❣️
28/08/2024

Mamy kely koa ireto ankajo mihaja an'izy 5 mianaka ireto 🥰 ampitiavana be no hanolorako fisaorana anareo 5 mianaka ❣️


🥰 mankasitraka anareo 4mianaka nanjifa mbola mitohy hatrany fandraisana commande na Tana na Province ❤️❤️ 😍
21/05/2024

🥰 mankasitraka anareo 4mianaka nanjifa mbola mitohy hatrany fandraisana commande na Tana na Province ❤️❤️
😍

Afaka misafidy izay modele rehetra mety aminao ianao teto zao izy roa lahy samy nanana ny safidiny avy 🤗Arao ao anaty sa...
04/05/2024

Afaka misafidy izay modele rehetra mety aminao ianao teto zao izy roa lahy samy nanana ny safidiny avy 🤗
Arao ao anaty sary anie e😍

Mahafaly anay ny mizara an ireto asa famoronana tam ity herinandro ity ireto Mandray commande hatrany na inona na inona ...
04/05/2024

Mahafaly anay ny mizara an ireto asa famoronana tam ity herinandro ity ireto

Mandray commande hatrany na inona na inona modely tedavinareo , midira mp na miantso avy hatrany am laharana : 0342254494

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fashion by Miih posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share