KIRA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KIRA, Apparel & Clothing, Antananarivo.

21/03/2024
🔥🔥🔥Arrivage oooooh🔥🔥🔥Ho antsika leo ceinture à boucle, sady mora simba no tsy maintsy vahana fona rehefa ampidina patalo...
14/02/2024

🔥🔥🔥Arrivage oooooh🔥🔥🔥
Ho antsika leo ceinture à boucle, sady mora simba no tsy maintsy vahana fona rehefa ampidina pataloha😪😪
👇👇👇👇 Ity ny vahaolana ho anareo 😍😍😍
Ceinture à Taille élastique, réglable à la taille
✅Mety hoan'ny olon-drehetra🥰
✅ À seulement 15 000ar

Dispo
29/01/2024

Dispo

Heyyyyy👋👋👋Hoan'ireo izay te Haka sary any anaty rano "piscine, ranomasina, lac,..." Natao hoanareo ity👇👇👇👇👇👇👇👇✅Sac Étanc...
23/01/2024

Heyyyyy👋👋👋

Hoan'ireo izay te Haka sary any anaty rano "piscine, ranomasina, lac,..." Natao hoanareo ity👇👇👇👇👇👇👇👇

✅Sac Étanche Pour Téléphone Portable
💥 Plongée
💥Sports Nautiques
💥 Plage
💥Piscine
💥...

✅Prix: 15 000ar seulement
📞 032 25 214 84

Heyyyy👋👋👋Hoan'ireo vehivavy tia manao décolleté ✨ offre vaovao bé ity, 👉👉👉Couvre-tétons ronds fins, cache-tétons adhésif...
21/01/2024

Heyyyy👋👋👋

Hoan'ireo vehivavy tia manao décolleté ✨ offre vaovao bé ity, 👉👉👉Couvre-tétons ronds fins, cache-tétons adhésifs confortables👈👈👈
Mandratsy pozy ny mahita ilay tady soutien be mivoka ireny, nefa isika mba efa sahirana ery manao metimety😪

Tsy aleonareo ve manao an'ito, sady tsy hita no mihaja kely😍, afaka sasana sady tsy mankarary❤️

👉 Lavable et réutilisable 😍
✅Prix: 20 000ar seulement
📞032 25 214 84

Heyyy👋👋👋Avy izao ny orana🌧️🌧️☔, tena ilaina be ity produits ity MBA hiarovana ny téléphone antsika tsy ho lena. ✅Sac Éta...
18/01/2024

Heyyy👋👋👋
Avy izao ny orana🌧️🌧️☔, tena ilaina be ity produits ity MBA hiarovana ny téléphone antsika tsy ho lena.
✅Sac Étanche Pour Téléphone Portable
👉 Plongée
👉Sports Nautiques
👉Plage
👉Piscine

✅ Prix: 15 000ar seulement
✅032 25 214 84

Heyyyyyyy👋👋👋VAOVAO BE 📢📢📢hoan'ireo manana zanaka kely🤱👶👶📢📢📢Arrivage ✨Brosse À Dents Douce Pour Bébé – Parfaite Pour La D...
18/01/2024

Heyyyyyyy👋👋👋
VAOVAO BE 📢📢📢hoan'ireo manana zanaka kely🤱👶👶📢📢📢
Arrivage ✨Brosse À Dents Douce Pour Bébé – Parfaite Pour La Dentition Et Le Nettoyage Buccal – Parfaite Pour Les Enfants Et Les Bébés😁

✅Fantatrareo moa fa vao manomboka misakafo n'y zaza dia Ilaina tokoa ny manadio ny nifiny mba tsy hijanonan'ny potikanina , mba hisorohana ny fahasimban'ny nify , sy ny fofona ratsy ao am-bava

👉 Ity no vahaolana
✅malefaka tsara
✅tsy mankarary
✅ manadio tanteraka
👉Prix: 10 000ar
👉Mp pour réserver
👉032 25 214 84

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KIRA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share