Elegance by SHAMS

Elegance by SHAMS Des produits de marques et de bonnes qualités
(L'élégance coule dans chaque souffle)

👌L'Elégance, n'est seulement pas une question de luxe ni de la richesse, mais surtout d'attitude 💝 Choisissez la qualité
💝Car L'Elégance coule dans chaque souffle💝
Kitiho ny 👍 azafady 🥰
👇⬇️👇

Miarahaba daholo 😍💖😍Article maromaro no entinay aminareo, mifangaro ka samia maka izay tandrify azy ary e, 💖 mampiasa fi...
17/03/2026

Miarahaba daholo 😍💖😍

Article maromaro no entinay aminareo, mifangaro ka samia maka izay tandrify azy ary e, 💖 mampiasa finaritra daholo. Misy kojakojandakozia, misy sac, misy fer, misy casserole 💖💖💖

Satisfait ou remboursé foana ny antsika 💖

Mirary tontolo andro mahafinaritra indray ary e.














Miarahaba daholo isika rehetraIreto indray ny lovia 💖💖💖  Mahazaka Micro onde 👌Jereo izay mety, hanomanana ny fety ☺️😊Efa...
20/02/2026

Miarahaba daholo isika rehetra

Ireto indray ny lovia 💖💖💖 Mahazaka Micro onde 👌

Jereo izay mety, hanomanana ny fety ☺️😊

Efa ao ny vidiny, tsindrina ny sary dia io ambany io eh 💖☺️😘

Mirary soa indrindra hatrany tompoko 💖😘











Jereonareo indray anie ity e, momota kely sady mihaja 😍💖😊Aza tara fa mbola ato ity 💖65 000 Ar Elegance by SHAMS
17/02/2026

Jereonareo indray anie ity e, momota kely sady mihaja 😍💖😊

Aza tara fa mbola ato ity 💖

65 000 Ar

Elegance by SHAMS

16/02/2026

Mankasitraka indrindra tompoko tamin'ny fanohanana 💖😍💖

Ireto daholo ny ampahany efa tato amin'ny elegance by SHAMS 💖💖💖

fans

Coucou daholo mes amours 💖 joyeux saint Valentin aloha 💖😊😇Elaela isika izay e ? 🥹😊 Tena ela 💖😊 Manao Zavatra tsy mora, m...
14/02/2026

Coucou daholo mes amours 💖 joyeux saint Valentin aloha 💖😊😇

Elaela isika izay e ? 🥹😊 Tena ela 💖😊 Manao Zavatra tsy mora, manao mora tsy zavatra hoe 😉😊💖

Mandamina Kely isika dia tsy mitapaka intsony 💖 fa ireto aloha misy sac manjakely 💖 safidio izay mety 💖 Mbola tsy tara fa jereo izay tiana 😊😊💖💖💖

Hoavy isika rehefa vita fandaminana 💖










Dior 💖🤩🤩🤩Cuir Sady hodiboyaiii...65 000 Ar, satisfait ou remboursé 💖👌
05/01/2026

Dior 💖🤩🤩🤩

Cuir Sady hodiboyaiii...

65 000 Ar, satisfait ou remboursé 💖👌




Miarahaba oh 😍🥰 Ahoana ny hevitra nareo amin'ity? Mihaja sady mafy tsara ny tissu, ny tady tsy matahotra sintomahery 🥰Az...
03/01/2026

Miarahaba oh 😍🥰

Ahoana ny hevitra nareo amin'ity? Mihaja sady mafy tsara ny tissu, ny tady tsy matahotra sintomahery 🥰

Aza tara, satisfait ou remboursé foana ny antsika 💖👌

Mirary hatrany oh 😇

❌ VENDU ❌

Miarahaba daholo indray 😇😍💖 Mamerina ny fiarahabana tratrin'ny taona atsika tsirairay 😍💖, ho taona zina, feno fahasoavan...
02/01/2026

Miarahaba daholo indray 😇😍💖

Mamerina ny fiarahabana tratrin'ny taona atsika tsirairay 😍💖, ho taona zina, feno fahasoavana ary fahombiazana hoantsika rehetra anie ity taona ity.

Ela ela izay isika tsy tafahoana tato, indreto ary misy sac atolotra hoantsika 💖😍

Satisfait ou remboursé foana ny antsika 👌😍💖 top qualité, azo antoka tsara.







01/01/2026

Alhamdoulilah 🤲

Arahabaina nahatratra taona vaovao, ho taona zina, hitondra soa, fifaliana, fahasoavana anie ity taona ity. Ho taona feno vola amankarena, fitahian'Andriamanitra. 💖💖💖
Hiraradraraka ny fahasoavana, ahazo fahasalamana feno, fanambinana tsy hay tohaina. 💖💖💖

Mankasitraka antsika rehetra tato tamin'ny fanohanana sy fitiavana. 💖

Mirary soa indrindra 😇💖




Miarahaba daholo 😇 Misy liana amin'ireto vé isika ato? Maillot et vêtement en crochet, 🤩🤩🤩
30/11/2025

Miarahaba daholo 😇

Misy liana amin'ireto vé isika ato?

Maillot et vêtement en crochet, 🤩🤩🤩










😍😍😍Hatsaragna ndraha. Alefaso ny Safidy 😍💖
29/11/2025

😍😍😍

Hatsaragna ndraha.

Alefaso ny Safidy 😍💖









Miarahaba daholo 😇Mety aminao ireto ? Safidio izay mety aminao 🤩😇💖Brocante européenne, céramique Golden & white         ...
28/11/2025

Miarahaba daholo 😇

Mety aminao ireto ?

Safidio izay mety aminao 🤩😇💖

Brocante européenne, céramique Golden & white






Address

By Pass
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elegance by SHAMS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share