09/04/2026
🇨🇵Enfin presque fini ! 🥳 Après environ 3 mois de procrastination intense sur ce projet... on y est (quasiment) ! 🤣 Comme quoi, les meilleures choses prennent du temps... ou demandent juste beaucoup de café pour s'y mettre enfin. Voici un petit aperçu du travail ! ☕️✨
⬇️ Plutôt Team Café ☕️ ou Team Motivation de dernière minute 💪 pour avancer vos projets ? Dites-moi tout ! 👇
🇲🇬Efa ho vita! 🥳 Rehefa afaka 3 volana teo ho eo nangataka fotoana foana nanao ity tetikasa ity... dia (efa ho) vita ihany izy ity! 🤣 (Efa azo hanaovana)🤭 Hita taratra fotsiny izany fa mila fotoana ny zavatra tsara indrindra... na angamba mila kafe be dia be vao tena hoe maha-tapa-kevitra ny hanomboka. Inty misy topy maso kely! ☕️✨
⬇️ Team Kafe ☕️ sa Team Motivation amin’ny minitra farany 💪 ianareo rehefa miasa? Valio ao amin'ny commentaire! 👇
🌼 Bonne soirée daholo 🌼