Manakaiky Anao Foana

Manakaiky Anao Foana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manakaiky Anao Foana, Boutique Store, Analamanga, Antananarivo.

Tolotra miavaka amin'izao faraparan'ny volana izao Entana roa (02) amin'ny vidiny Tokana ! Eny Tompoko ,amin'ny vidiny M...
24/02/2026

Tolotra miavaka amin'izao faraparan'ny volana izao

Entana roa (02) amin'ny vidiny Tokana !
Eny Tompoko ,amin'ny vidiny Mirary 💵👍

➡️ Fer réglable + Mini table à repasser :100.000ar
➡️ Bouilloire thermos + Service à Thé :100.000ar
➡️ Bouilloire thermos + Mixeur plongeant :100.000ar
➡️ Rice cooker + r**e multifonction
:100.000ar
➡️ Batteuse électrique+ Mini bouilloire
:100.000ar
➡️ Mixeur en verre + mixeur plongeant
:150.000ar
➡️ Sonnerie sans fil+ Cadenas alarme antivol
:50.000ar

Mbola misy tolotra maro samihafa ,Aza tara ary
🏬 Boutique Ampasapito -Antanimena
☎️0340238079-0388590262
☎️0327077344-0330222199

🛵 Livraison partout à Antananarivo
🚐 Expédition dans tous les régions

02/02/2026

Mirary Fahombiazana mandritr'ity volana vaovao ity 🙏

Araho hatrrany ny pejitsika
Mihoatra ny "500 articles" no itanao ao @ boutique Ampasapito -Antanimena

"MANAKAIKY ANAO FOANA
MANAMORA NY FIAINANAO"

🛵Livraison rapide eto Antananarivo sy manodidina
🚚Mandefa any amin’ny Faritra!
☎️0340238079-0346894796
☎️0342428475-0343272036
☎️0388590262

Seha-pikatrohana vaovao atolotray anao ny Fampanofana Fiara "Location voiture avec chauffeur" manomboka ity Taona vaovao...
26/01/2026

Seha-pikatrohana vaovao atolotray anao ny Fampanofana Fiara "Location voiture avec chauffeur" manomboka ity Taona vaovao ity.
Vonona hatrany izahay ny hanamora ny Fiainanao indrindra ny Fivezivezenao na eto andrenivohitr'Antananarivo na makany @ faritra na @ androm-pifaliana na Fahoriana.

🚐 LOCATION VOITURE – STAREX 9 PLACES 🚐

Voyagez en toute tranquillité avec Namana Tour

✨ Starex 9 places
➡️ Climatisé et confortable
➡️ Chauffeur courtois et professionnel

📍 Nos services :
✅ Transferts Aéroport
✅ Voyages et vacances
✅ Événements & sorties familiales
✅ Déplacements privés ou professionnels

📞 Contact : 034 02 380 79

📌 Namana Tour
👉 Pour vos déplacements en toute sérénité
☎️ Réservez dès maintenant !

Kojakoja hoentina mikarakara ny vatana ,misoroka ny aretina ary manasitrana.➡️PANTOUFLE DE MASSAGE THÉR**EUTIQUE 🥼Mitsab...
04/11/2025

Kojakoja hoentina mikarakara ny vatana ,misoroka ny aretina ary manasitrana.

➡️PANTOUFLE DE MASSAGE THÉR**EUTIQUE
🥼Mitsabo @ aretina maro
💵Prix:55.000ar

➡️ CORRECTEUR DE DOS (POSTURE)
❌Manitsy ny valahana -Taille S, M, L,XL
💵Prix:25.000ar

➡️NEBULISATEUR:
💁Hiadiana @ kohaka, sery, asthme
💵Prix : 25.000ar

➡️ TENSIOMÈTRE ÉLECTRONIQUE A BRASSARD :
👩‍⚕️ Araho tsy tapaka ny tosi-drà.
💵 Prix :45.000ar

➡️PISTOLET DE MASSAGE RECHARGEABLE
🧎Manala havizanana
💵Pix :45.000ar

🛵Livraison rapide eto Antananarivo sy manodidina
🚚Mandefa any amin’ny Faritra!
☎️0340238079-0346894796
☎️0342428475-0343272036
☎️0388590262

Manoloana ny toe-draharaha misy eto @ Tany sy ny Firenena ankehitriny dia MANAKAIKY ANAO FOANA izahay ary afaka manatitr...
02/10/2025

Manoloana ny toe-draharaha misy eto @ Tany sy ny Firenena ankehitriny dia MANAKAIKY ANAO FOANA izahay ary afaka manatitra izay entana sy kojakoja mety ilainao.

Maro ny zavatra hitanao ato aminay toy ny :

➡️ Kojakojan-dakozia :Rice cooker multifonction, Divers Mixeur,Mini balance de cuisine, Réchaud électrique, Batteuses,...sns

➡️ Kojakoja ho an'ny Fiara : GPS TRACKER GÉOLOCALISATION, Divers Tuyau d'arrosage, Caméra rétroviseur, Camera se recul, Compresseur d'air, Aspirateur souffleur,...sns

➡️ Kojakoja samihafa : Niveau laser,Mini balance électronique , Divers ventilateur sy humidificateur,...sns

➡️ Kojakoja sy fitaovan-piarovana: Divers caméra de surveillance, sonnerie sans fil, Divers Alarme ,...sns

✅Maro ny entana misy ato aminay fa afaka miantso anay avy hatrany ianao raha mila fanazavana sy fanampiana misimisy kokoa
☎️0343272036-0342428475
☎️0388590262-0346894796
📞0340238079

Ireto indray aloha ny zava-baovao hitanao ato @ Boutique -tsika.🏠Ety Antanimena ambany près stade des cheminots na🏠 Ampa...
21/08/2025

Ireto indray aloha ny zava-baovao hitanao ato @ Boutique -tsika.

🏠Ety Antanimena ambany près stade des cheminots
na
🏠 Ampasapito pavillon vers Andraisoro

➡️➡️Ilay marika SILVER CREST tsy mena mitaha @ hafa.

✅Mini Frigo 8 litres
▶️Sady 12V no 220V
➡️220.000ar ny vidiny.

✅Four électrique 15Litres
▶️200 V -750W
➡️200.000ar indray ity.

📱Andefaso hafatra malaky ato @ Pejy na antsoy ny :
☎️0342428475-0327077344
☎️0388590262-0343272036
Watchapp:0340238079

Mini Miroir portable Hamanjana re zao.Any an-trano ka hatrany am-piasana tsy hitsahatra hijery ny endrikao foana @ ireto...
05/08/2025

Mini Miroir portable
Hamanjana re zao.
Any an-trano ka hatrany am-piasana tsy hitsahatra hijery ny endrikao foana @ ireto Miroir ireto mahafatifaty ireto.

➡️ Miroir led avec écran tactile
Prix :35.000ar

➡️ Miroir simple design élégant
Prix :25.000ar

🛵 Livraison partout
📞0340238079-0343272036
📞0388590262-0346894796

A la recherche d'un rasage impeccable au quotidien ? Découvrez sur notre page, une gamme variée de tondeuse électriques ...
10/07/2025

A la recherche d'un rasage impeccable au quotidien ? Découvrez sur notre page, une gamme variée de tondeuse électriques et rechargeable de marques renommées comme LBC , SONAR,QUIRI7 ,etc..

Boutique : 🏪Antanimena ambany près stade des cheminots
🏪 Météo route vers Andraisoro

📞0340238079 -0343272036
📞0346894796-0388590262

🔴 Tondeuse rechargeable :
👉SONAR SN-130 =90.000ar
👉PROMOZER MZ-2030 =50.000ar
👉T9:25.000ar
🔴 Tondeuse filaire électrique :
👉 Qirui7=50.000ar
👉LBC L-102=50.000ar
🛵 livraison sur Tana et expédition dans tout les régions.

Ireo indray n'y tolotra Râpe Manuel,tsy mila herinaratra ▶️ Tsara sady vetivety dia vita ny fikarakarana▶️ Tsy mandoto l...
19/06/2025

Ireo indray n'y tolotra Râpe Manuel,tsy mila herinaratra
▶️ Tsara sady vetivety dia vita ny fikarakarana
▶️ Tsy mandoto lakozia sady économique
▶️ Afaka anaovana karazana style Râpe, chips, hanapahana legioma

😍😍 MANDOLINE😍😍
↘ 6 r**es
↘ 1 éplucher
↘ 1 boite
Afaka anaovana râpé amizay endrika tianao, anaovana chips ..
Prix : 35 000ar
😍😍 TABLETOP R**E MULTI-FONCTION ET COUPE LÉGUMES 😍😍
↘ Râpé manuel
↘ coupe légumes
↘ afaka itotoana voanjo ihany koa
↘ lames maranitra be
PRIX : 45 000ar
😍😍😍 POTATO CHIPPER😍😍
Coupe légumes
Fanaovana pomme frites
Vita amin'ny vy tsy mety arafesina
(acier inoxydable)
Prix : 55.000ar
Point de vente 🏠 Ampasapito ROND POINT vers Andraisoro
LIVRAISON TANA ET PROVINCE
☎ 038 85 902 62

MANAKAIKY ANAO FOANA MANAKAIKY ANAO HATRANY.Misokatra sy Manakaiky anareo mpanjifa ny boutique Vaovao eto AMPASAPITO . A...
09/05/2025

MANAKAIKY ANAO FOANA
MANAKAIKY ANAO HATRANY.

Misokatra sy Manakaiky anareo mpanjifa ny boutique Vaovao eto AMPASAPITO . Amin'iny Lalana andeha ho any Andraisoro iny.

Aza misalasala mandefa hafatra miafina @ izay rehetra kojakoja ilainao fa eo noho eo ny Livraison raha toa ka tsy afaka mandalo ety @ boutique ianao.

Ho anareo any @ ville dia misokatra hatrany ny boutique eny Antanimena ambany akaikin'ny kianjan'ny Malacam.

Ndao indray ary iaraka hikaroka Fanomezana atolotra ho an'i Neny fa vetivety anie dia tonga zany volana Mai izany e! Mbo...
28/04/2025

Ndao indray ary iaraka hikaroka Fanomezana atolotra ho an'i Neny fa vetivety anie dia tonga zany volana Mai izany e!
Mbola manana 3 herinandro hiomanana ara-bola na ara-potoana ianao . Anefa ity misy idée :

✅Montre murale décorative LUXE
👉Tsy mila mi-deplace ianao fa livre-nay ny entana.
👉Tsy mila budget betsaka fa 50.000ar monja dia mahazo azy.

🟡Sady vitré anefa izy no Luxe ihany koa e
🟣Mampihaingo ny Salon sy hefitranon'i Maman e!

▶️Mesure 60*30cm

🏤 Boutique : Antanimena ambany près stade des cheminots
🛵Manao livraison sy mandefa @ faritra
📞0340238079 -0327077344
📞0388590262 -0343272036

Address

Analamanga
Antananarivo

Telephone

+261327077344

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manakaiky Anao Foana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manakaiky Anao Foana:

Share

Category