𝐻𝑎𝑢𝑡 𝑠𝑡𝑦𝑙𝑒 𝑃𝑒𝑡𝑖𝑡 𝑃𝑟𝑖𝑥

𝐻𝑎𝑢𝑡 𝑠𝑡𝑦𝑙𝑒 𝑃𝑒𝑡𝑖𝑡 𝑃𝑟𝑖𝑥 Vente en ligne💜

07/12/2024

Mirary tontolo andro mafinaritra bé oanareo tsy ankanavaka izahay 🥰❤️❤️Samy ho tahin'Andriamanitra daholo 😇😇 Bisous 😘😘😘

Bonjour daholo manjakely 😍 Ela2 tsy teto aminy page noho ny olana ara-pahasalamana🥰🥰mety aminareo vé raha averitsika ny ...
06/12/2024

Bonjour daholo manjakely 😍 Ela2 tsy teto aminy page noho ny olana ara-pahasalamana🥰🥰mety aminareo vé raha averitsika ny live eto aminy page???😅😅

Sary fanehoana❤️

12/04/2024

💗 Coucou manjakely 💗

Inona ny vaovao inona ny maresaka😋anotany raha hisy amaly🤣inona no tinareo ho vakitsika manaraka🥰?Mba valio fa marary anie Ilay tsisy mamaly eh 😭🤣😂😂

Cliente satisfaite 🥹Faly ery mahita an'ilay retour nareo 🥲❤️Merci beaucoup 💋
10/04/2024

Cliente satisfaite 🥹Faly ery mahita an'ilay retour nareo 🥲❤️Merci beaucoup 💋

10/04/2024

Tapaka ry zareo Ilay izy teo ah🥹Merci beaucoup daholo oan'izay nandray anjara🥰Demain daholo ny livraison ry manjatiana❤️ Aza adino manaraka page tsika fa ifapizara ny tsara bé foana isika😍Bisous 💋💋💋

10/04/2024

❤️ Coucou les filles ❤️

Efa miomakomana tsika ato fa somary taraiky kely🥲 Mentionnéo namana fa mora bé daholo🥹♥️Aza Tia tena🤣🫣

🦋 ✨ Hello Hello ✨🦋     Ela izay tsy nifapiresahatsika zay 🥹inona ny vaovao ry zareo🥲♥️?         Ho alefatsika 5000 Ar da...
08/04/2024

🦋 ✨ Hello Hello ✨🦋

Ela izay tsy nifapiresahatsika zay 🥹inona ny vaovao ry zareo🥲♥️?

Ho alefatsika 5000 Ar daholo ny robe aminy live ataotsika manaraka😍Alohany amohana ny arrivage🤤❤️Inona no tinareo ho vakitsika😋

Joyeux Pâques à vous 🐣♥️Manaova fety sambatra daholo😘
31/03/2024

Joyeux Pâques à vous 🐣♥️Manaova fety sambatra daholo😘

📢❌Tout à 8000 Ar ❌📣 Ireto indray ary ny hamanjana manaraka ho anareo 🥹💕 🦋 Mbola tsy tara nareo raha zao vao ijery Haut k...
29/03/2024

📢❌Tout à 8000 Ar ❌

📣 Ireto indray ary ny hamanjana manaraka ho anareo 🥹💕

🦋 Mbola tsy tara nareo raha zao vao ijery Haut kely entina 😍❤️ mbola manao Livraison izahay rapitso na eto Tana na any 💖

Misy taille rehetra 😘❣️

🌹 Hello Hello 🌹    Tout à 10.000 Ar 😍🫶
29/03/2024

🌹 Hello Hello 🌹

Tout à 10.000 Ar 😍🫶

Aleo ifapitsinjo isika izany eh🥹ireto aloha ary ny masaka eh👗♥️samy manana ny vidiny fa tsisy lafo fotsiny🥰 Destockage ‼...
28/03/2024

Aleo ifapitsinjo isika izany eh🥹ireto aloha ary ny masaka eh👗♥️samy manana ny vidiny fa tsisy lafo fotsiny🥰 Destockage ‼️‼️Pas plus de 20.000 Ar😘😍

28/03/2024

Tena enjana le ataony orange sy telma😤 fa na eo ary zany de tsy maintsy ataotsika live demain🥲 ♥️destockage romotra bé🫣Bonne journée nareo🫶💋

Address

Anosibe
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 19:00

Telephone

+261340571476

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝐻𝑎𝑢𝑡 𝑠𝑡𝑦𝑙𝑒 𝑃𝑒𝑡𝑖𝑡 𝑃𝑟𝑖𝑥 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share