Missie Tic

Missie Tic Vente FiFi 🛍️🇲🇬

L’art de dénicher des articles en très bon état, à prix doux et pleins de surprise🌸🍸

JP Maman 🩷Efa akaiky ny fetin’ny RenyAlefaso dieny izao ny Jp anao🥳🥰
11/04/2026

JP Maman 🩷
Efa akaiky ny fetin’ny Reny
Alefaso dieny izao ny Jp anao🥳🥰

03/04/2026

Ndry efa tezitra amin’ilay olona tsy mandray, ilay livreur mbola manondrana ihany🤧😂

Courage tsika mpivarotra🤩😊

Tonga dia alefaso MP ny sarin’izay mety aminareoAtaoko any daholo ny détails Prix pas plus de 8.000 Ar 👈🏼Livraison Tanà ...
27/03/2026

Tonga dia alefaso MP ny sarin’izay mety aminareo
Ataoko any daholo ny détails
Prix pas plus de 8.000 Ar 👈🏼
Livraison Tanà et Province😊

Hello hello👋🏻Bodysuit ilay resaka👈🏼Ela kia zany😅Mbola betsaka ny bodysuit tsika ato fa lanintsika live ve???Sa atao sary...
26/03/2026

Hello hello👋🏻Bodysuit ilay resaka👈🏼

Ela kia zany😅
Mbola betsaka ny bodysuit tsika ato fa lanintsika live ve???
Sa atao sary dia misafidy nareo!?

▶️Prix antsika pas plus de 8.000 Ariary◀️

Raha misy liana haka maro dia midira Mp fa alefako mora be sady mbola azo ahodina tsara fa mbola tsara qualité mo ko ho avy ny ririnina be manadala🫨🥶

😊

Hello helloAleo atao rahampitso ilay live ry reto anBon weekend daholo😊
28/02/2026

Hello hello
Aleo atao rahampitso ilay live ry reto an

Bon weekend daholo😊

Hello Hello👋🏻Live bodysuit  izao @ 2 ora     satria 1.000 Ar hatr@ 6.000ArHo laniana ao ihany koa ilay poketra izay lian...
26/02/2026

Hello Hello👋🏻
Live bodysuit izao @ 2 ora
satria 1.000 Ar hatr@ 6.000Ar
Ho laniana ao ihany koa ilay poketra izay liana
Aza miala lavitra fa lanina daoly reo amin’ny sabotsy e

Bonne journée 🦋

Misy liana bodysuit ve ianareo? 😊
14/02/2026

Misy liana bodysuit ve ianareo? 😊

12/02/2026

Misy live isika sabotsy après-midi (Live bodysuit)izao
Sady misy cadeau ho an’ireo mpanjifa ihany koa

⛔️ALERTE ROUGE CYCLONE⛔️Samia mailo sy mitandrina isika rehetra , ary mitondra am-bavaka mba ho tafita soa amin’ity andr...
11/02/2026

⛔️ALERTE ROUGE CYCLONE⛔️
Samia mailo sy mitandrina isika rehetra , ary mitondra am-bavaka mba ho tafita soa amin’ity andro androany ity isika mianakavy.

Mirary soa hatrany mba tsy hisy ny traha-doza, arovy tsara ny ankizy🇲🇬.

Ireo akia sisa no disponible amin’ilay poketra an,Prix destockage sady afaka atao cadeau St Valentin reo , Pas plus de 1...
10/02/2026

Ireo akia sisa no disponible amin’ilay poketra an,

Prix destockage sady afaka atao cadeau St Valentin reo , Pas plus de 15.000 Ar , Prix sur chaque photo☺️

Modèle iray avy daholo ireo fa tsisy namany hafa an

Livraison et récupération possible✅

Bonne semaine à vous tous💗
09/02/2026

Bonne semaine à vous tous💗

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Missie Tic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share