M'Kalo

M'Kalo ✨ Rayonnez dans chaque détail. 🎞️

Tafandry mandry aby oh🫶
07/08/2025

Tafandry mandry aby oh🫶

Hiiii🫶Pas plus 7000ar ry zareo décoration à ongles 3D antsika androany❤️‍🔥isakin'ny achat ataonareo na dia iray fotsiny ...
30/07/2025

Hiiii🫶

Pas plus 7000ar ry zareo décoration à ongles 3D antsika androany❤️‍🔥isakin'ny achat ataonareo na dia iray fotsiny ary dia mahazo Cadeau😊
Achat 1= cadeau 1🎁
Décoration à ongles-50pcs/100pcs/200pcs❤️
Ao amin'ny commentaires ary ny sary de aza adino manasa ny namana hanaraka ny page🫶 fans

15/07/2025

Coucou daholo 😍
Niverina indray izahay,sady hizara cadeaux ho anareo 😘🎁
Asio coucou kely de araho tsy tapaka ny page 🥰

08/04/2025

0 ar hatramin'ny 8000ar + cadeau 😁
Raha mahaliana anareo de ho alefantsika

Coucou🥰Izay indray isika vao tafaverina ato amin'ny page MK Online💕Hanao destockage aloha isika androany,ary tsy mihoatr...
05/03/2025

Coucou🥰
Izay indray isika vao tafaverina ato amin'ny page MK Online💕
Hanao destockage aloha isika androany,ary tsy mihoatra ny 10.000ar ny décoration ongles antsika nefa dia 200pcs be izao no ao anatiny.
Raha ohatra ianao ka mividy iray dia mahazo fanomezana miaraka aminy🎁

Afaka manao livraison izahay na aiza na aiza misy anao,manomboka 3000ar 🛵

Bonsoir💅🏼Lalao voalohany 2025Ho anareo mpanao hoho rehetra🌸🎁: décoration à ongles 💅🏼Antsoy avokoa ary ireo namanareo mpa...
04/01/2025

Bonsoir💅🏼
Lalao voalohany 2025
Ho anareo mpanao hoho rehetra🌸
🎁: décoration à ongles 💅🏼
Antsoy avokoa ary ireo namanareo mpanao hoho rehetra fa lalao ho azy ireo ity

1-mila abonnés amin’ny page MK Online
2-partagena en mode public
3-partagena amin’ny groupe 2 misy anao

Tirage 08 Janvier 2025
Mirary soa ho antsika rehetra❤️

Bonjour❤️
31/12/2024

Bonjour❤️

Bonjour❤️Décoration à ongles3D disponible de suiteAfaka maka araka izay isany mety aminao ianao an‼️🌸10pcs=1500ar/ Raha ...
30/12/2024

Bonjour❤️
Décoration à ongles3D disponible de suite
Afaka maka araka izay isany mety aminao ianao an‼️🌸
10pcs=1500ar/
Raha maka paquet kosa ianao dia 100pcs=10.000ar❤️🥹
Afaka miditra mp ianareo raha misy mahaliana an🙏💅🏼

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'Kalo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share