Sabïÿ ellė Möud

Sabïÿ ellė Möud Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sabïÿ ellė Möud, Apparel & Clothing, Vs 44D, Antananarivo.

28/04/2025

Avec Clarah Fripe – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses super fans !

12/04/2025

Olona manam-pahazarana miavaka dia ho mafy sy hahomby.

1. Tsy manazava be intsony. Ataony fotsiny izay heveriny fa mety. Tsy mila fankatoavan’olona.

2. Mahay mitantam-bola. Tsy mandany amin-javatra tsy ilaina. Ny volany dia ampiasaina amin-javatra misy dikany.

3. Manana ny “norme”-ny. Tsy manaraka fotsiny izay ataon’ny maro. Izy mihitsy no mamaritra ny làlany.

4. Mifantoka amin’ny fiadanana. Tsy mivangongo amin-javatra rehetra. Ny fiadanam-piainany sy ny fahasambarany no laharam-pahamehany.

5. Tsy mandany fotoana amin’olona miovaova. Raha hitany fa niova ianao, dia tsy hamerina fanontaniana intsony izy hoe naninona ianao no niova fa tonga dia izy niova no hitanao.

6. Mikarakara tena. Manao sport, mamaky boky, mianatra. Mitombo amin’ny sehatra rehetra: vatana, saina, fanahy.



Tsy miavona izy, fa mitia ny tena sy mahafantatra ny lanjany ny fotoany sy ny tenany. Manao izay hahasambatra azy sy hahalehibe azy.

Ny mahaliana azy dia:
✅ Fahaleovantena ara-bola
✅ Fampivelarana ny orinasany
✅ Fahasambarana sy fivoarana

Androany ny fisoratana anarana farany amin’ny formation en ligne antsika rampitso momban’ny resaka fitantanam-bola sy fiodiny vola. Manomboka amin’ny 02

Réussir avec Martin

Address

Vs 44D
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sabïÿ ellė Möud posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share