02/07/2024
Coucouu les followers 😍,ireo ary ilay crédit ooo
Mahazo tombony androany ireo mampiasa telma ❤️, mailamailaka aingana ary n'y tanana e 😂 (mino ah fa mailaka bé daholo indrindra ireo passionné mitovy amiko❣️)
Ho anareo izay mampiasa airtel sy orange: aza malaelo fa mbola ho avy ny anjaranao hoy n'y pile yarico 😅 .
Tsy voatery hoe crédit an ...fa araho hatrany aloha ny pejy fa mbola maro ny SOA hifampizarana ,aza adino ny manao partage, Manasa n'y namana hitia ny pejy💕
hifanohana