Prix abordable

Prix abordable Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Prix abordable, Apparel & Clothing, Lot ak 42 III TER, Antananarivo.

15000 ar 100 g TompokoSPIRULINE Dia Ahitanao ireto rehetra ireto ao aminy 💚💚💚 - MANANKARENA ProtĂ©ine kokoa  noho ny HENA...
06/01/2026

15000 ar 100 g Tompoko
SPIRULINE Dia Ahitanao ireto rehetra ireto ao aminy 💚💚💚

- MANANKARENA ProtĂ©ine kokoa noho ny HENA izy😍
- ahita Fer, vitamina B, antioxydants
- ahitana Oméga-6 sy acides aminés essentiels

Miteraka inona @ fahasalamana n'y fihinana azy???

- Manamafy ny hery fiarovana sy manome hery na mampatanjaka
- Mety amin’ny olona manaintaina hozatra na manao fanatanjahan-tena
- Manampy amin’ny fifehezana ny poids ho an'olona maniry ihena ( manao rĂ©gime)
- Mety amin’ny anemia (tsy fahampian-dra)

Fomba fihinana ny spiruline :
1 sotro kely (1 c.à.c.) isan’andro amin’ny yaourt na ranom-boankazo

NB: Mety tsara ho an'ny olona rehetra indrindra ny olona mahatsiaro RERAKA FOANA nefa tsy niasa bé akory , véhivavy mitondra vohoka nefa tsy tia sakafo na olona manao fanatanjahantena Mila HERY SY TANJAKA

17/01/2025

MANGATAKA LIKE ITY PAGE ITY ZE NAMAKO â˜ș
Mankasitraka tompoko â˜ș🙏

Address

Lot Ak 42 III TER
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Prix abordable posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share