Outfit By Chriss

Outfit By Chriss Vente de vêtements, accessoires et chaussures de marque ✨🇲🇬

29/03/2024

Zarazarao sao mba hahasoa ny namana 😊

04/03/2024

Si Un examen est noté sur 30 et ta MOYENNE c'est ta DATE d'anniversaire 🎂
Quelle serait ta MOYENNE ?😊

17/02/2024

Natao ho antsika te hitazona forme na te hahazo forme 😊☺️

28/01/2024

Natao ho antsika tsy mahay na manadinodino ity vidéo ity 😊☺️

24/01/2024

Reto misy idée mety hanampy antsika amin'ny rangement 😊aza hadino ny mizara ho an'ny namantsika ☺️😊

23/01/2024

Ndao mba hifampizara fikafika kely tsika tia mianjaika oh 😊.Reto
misy astuces nahaliana ahy de mba zaraiko. partage'o ary mba ho hitan'ireo namanao sao hilainy ihany koa☺️😊.

22/01/2024

Ny olona sasany rehefa somary bebe kibo dia mieritreritra hoe miha manambola aho zany

Ny ahy ndray vao tady ho bebe kibo dia hoe varimbarina aho zany ka mila mampihetsika vatana.

Tsisy hoe mety sy tsy mety fa samy manana ny fahatsapany ny kibobeany io ☺️😊

21/01/2024

Tsisy miracle io fa rehefa mahita idées hampitomboana ny fidiram-bolanao ianao dia hampiaro na mafy aza

Betsaka ny manana idées fa izay mampihatra ihany no mahita vokatra.

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 17:30
Wednesday 07:30 - 17:30
Thursday 07:30 - 17:30
Friday 07:30 - 17:30
Saturday 07:30 - 17:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Outfit By Chriss posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share