Double V -Malagasy Street Wear-

Double V -Malagasy Street Wear- Double V est une marque de vêtement spécialisé en Street Wear et sport Wear.

Elle est centrée sur la création, la confection de vêtements sur mesure , les sérigraphies pour tous les âges.

Ensemble T shirt + Short na mini short Taille S M 38 000ar            L XL 40 000arTissu coton, 220 grammes Couleur disp...
22/04/2026

Ensemble T shirt + Short na mini short
Taille S M 38 000ar
L XL 40 000ar

Tissu coton, 220 grammes

Couleur disponible : BLANC, NOIR, ROSE FUCHSIA

✔️ RAHA T SHIRT FOTSINY 25 000AR
✔️ RAHA SHORT FOTSINY 25 000AR

🤝 Sur commande avokoa ny vokatra Double V rehetra tompoko koa Manasa anao hiditra hafatra miafina MP raha toa ka hanao commande 😊

✔️ SHORT, JOGGING, SWEAT COL ROND, SWEAT À CAPUCHE, T SHIRT, POLO.🤝 Na uni vierge na personnalisé 🤝 Manao ny isa rehetra...
23/03/2026

✔️ SHORT, JOGGING, SWEAT COL ROND, SWEAT À CAPUCHE, T SHIRT, POLO.

🤝 Na uni vierge na personnalisé
🤝 Manao ny isa rehetra, na Antananarivo Na faritany

🙏 ALEFASO MP NY DETAIL NY ILAY COMMANDE NAO DIA OMENA ANAO NY DEVIS TOMPOKO.

☝️ Tolotra manokana mandritra ity herinandro ity.👉 Sweat a capuche 100% coton, sans motif. S M 40 000ar L XL 45 000ar🤝 S...
18/01/2026

☝️ Tolotra manokana mandritra ity herinandro ity.

👉 Sweat a capuche 100% coton, sans motif.
S M 40 000ar L XL 45 000ar

🤝 Sur commande hatrany ny vokatra Double V tompoko, koa Manasa anao hiditra MP raha toa ka hanao commande fa tsy commentaire 😉

😎 Idée T shirt ho an'ny ao an-trano ho an'ny    sao mety ihany ohatra 😁1. Livraison talata raha toa Lahady na latsinainy...
20/12/2025

😎 Idée T shirt ho an'ny ao an-trano ho an'ny sao mety ihany ohatra 😁

1. Livraison talata raha toa Lahady na latsinainy no manao commande
2. Livraison Larobia raha talata no manao commande 🤝

🙏 Misaotra ny BASE AÉRIENNE 213 ARIVONIMAMO tamin'ny fahatokisana 🙏Mirary fety sambatra tompoko!!  🤝
20/12/2025

🙏 Misaotra ny BASE AÉRIENNE 213 ARIVONIMAMO tamin'ny fahatokisana 🙏

Mirary fety sambatra tompoko!!
🤝

. Hoy izy mivady hoe i proposéo modèle anareo izahay ho an'izy 3 mianadahy 🫡 nomenay izy. Hoy izy mivady hoe hanamboary ...
19/12/2025

. Hoy izy mivady hoe i proposéo modèle anareo izahay ho an'izy 3 mianadahy 🫡 nomenay izy.
Hoy izy mivady hoe hanamboary sweat noir izahay 🫡 tairo Ary.
Hoy ilay client mahazatra hoe tsy ampy ilay natao farary 🫡 voaray tompoko.

🫵 Miditra MP no rapide indrindra raha toa ka Mila devis ianao tompoko 🤝

Eny tompoko 😁🤝☝️ Manao ny asa   ihany koa izahay👌 🤝 Koa raha misy orinasa, fianarana, fikambanana, fianakaviana sy ny si...
18/12/2025

Eny tompoko 😁🤝
☝️ Manao ny asa ihany koa izahay👌

🤝 Koa raha misy orinasa, fianarana, fikambanana, fianakaviana sy ny sisa, Tia hanao akanjo miavaka na ohatra izany ☝️ miandry anao ao amin'ny izahay ary tompoko 😉

🙏 Mankasitraka foana ny ekipan'ny School Of Wild amin'ny fahatokisana 🤝

Manakaiky ny fety 😁🤝 Jerijereo ihany ireto   Vitsy Vitsy ireto sao ao ilay kadoa mety amin'ilay namana, havana, olon-tia...
17/12/2025

Manakaiky ny fety 😁

🤝 Jerijereo ihany ireto Vitsy Vitsy ireto sao ao ilay kadoa mety amin'ilay namana, havana, olon-tiana sy ny zanaka eh! 😉

🙏 Sur commande avokoa ny vokatra DOUBLE V rehetra koa Manasa anao hiditra hafatra miafina ary tompoko 😊

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261326900358

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Double V -Malagasy Street Wear- posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Double V -Malagasy Street Wear-:

Shortcuts

Share