20/11/2024
Ity ndray zao no malaza ô!!😉😉
❌❌❌Kit Solaire Sanook❌❌❌❌ 75.000Ar
ILAY TENA VRAI FA TSY COPIE TENA MIARITRA TSARA NY BATTERIE -NY😍👍👍
4en1 mora Io nefa tsara mahavonjy tsara hiatrehana DÉLESTAGE LAVARENY 🤚🤚
Chargeable panneau/courant efa misy batterie ao anatiny tena oe kit complet
⏭ SPEAKER tout option: fm radio, Bluetooth, carte, usb , Sady maneno tsara📻
⏭ POWER BANK maha-charge téléphone sy android rehetra 🔋
⏭ LAMPE TORCHE MAZAVA BE 🔦
⏭ 02 AMPOULES MAZAVA TSARA 💡 sy fil 2m mety be ao an-trano autonomie 15-30h mateza be, mety be ho anao tsy manana jiro💡💡💡
⏭ Ary tena mety ho antsika amn'izao fotoana misy délestage matetika izao.
⏭ Afaka entina amin'ny toerana tsy misy jiro satria misy panneau miaraka aminy.
Ny radio maharitra 6-7h eo ra mahazo charge tsara.
Tongava am MP raha liana ary.
Lieu 67ha Still In GYM
mandefitra am faritra
0349207500