Baz'Art Malagasy

Baz'Art Malagasy Vente des articles en Art Malagasy, Fournisseur direct en gros et en détails
Basé sur les sacs raphia ect... l'Art est notre pouvoir

Hita Taratra ny fahavitrihana ananan’ny vehivavy🥰Raha izy no mitondra an’ny ramose 😎 aiza ny direction???Tsy maintsy miv...
13/06/2026

Hita Taratra ny fahavitrihana ananan’ny vehivavy🥰
Raha izy no mitondra an’ny ramose 😎 aiza ny direction???
Tsy maintsy mivily eto @ Baz'Art Malagasy aloha😍

Tsara be ity sary ity❣️
Manome andraikitra ny vehivavy @ izay sahiny atao sy vitany 💪

l’Art est notre pouvoir...


10/06/2026

Andro iraisampirenena ny asa tànana ety Ivato🥳

Ankalazao fa androntsika anio🫆

Andao hiara ankalaza ny Andron-tsika mpanao asa tànana ☝️10 Jona 2026👈Malagasy mpamorona, manan-talenta isika 💯Isika no ...
09/06/2026

Andao hiara ankalaza ny Andron-tsika mpanao asa tànana ☝️

10 Jona 2026👈

Malagasy mpamorona, manan-talenta isika 💯
Isika no mamelona ny ankamaroan’ny Malagasy ❤️
Isika no manodina sy mampiditra vola betsaka indrindra eto Madagasikara 🫡

Asa tànana Malagasy efa nankalazaina fa ratsy hatrizay💢

Fa ankehitriny, Sangany indrindra ary be mpanjifa sy mpitia indrindra eran’izao tontolo izao💪
l’Art est notre pouvoir...

Rehefa atao @ izay hitiavanao azy ny Vokatra iray❤️Dia mitondra ny anaram-boninahitra "MIAVAKA" izy eto 'Art Malagasy 😍K...
04/06/2026

Rehefa atao @ izay hitiavanao azy ny Vokatra iray❤️
Dia mitondra ny anaram-boninahitra "MIAVAKA" izy eto 'Art Malagasy 😍
Kalitao tsara indrindra no avoaka ary miezaka mampivoatra hatrany izahay 💯

034 09 001 43
[email protected]
Ambatonakanga en face de l’immeuble Jacaranda
l’Art est notre pouvoir...




Miaraha ny RENY rehetra izahay🌹Vehivavy Mahery fo ho an’ny ankohonany⚘️Mitomboa Voninahitra sy Fahatsarana hatrany💝Mirar...
31/05/2026

Miaraha ny RENY rehetra izahay🌹
Vehivavy Mahery fo ho an’ny ankohonany⚘️
Mitomboa Voninahitra sy Fahatsarana hatrany💝

Mirary fetin’ny Reny feno Fitahiana ho antsika💯
l’Art est notre pouvoir...


8 TAONA katroka ny Baz'Art Malagasy 🥳Nandalo sedra sy dingana maro betsaka😮‍💨Tsy ijanona fa mbola androso foana hatrany🥰...
13/05/2026

8 TAONA katroka ny Baz'Art Malagasy 🥳
Nandalo sedra sy dingana maro betsaka😮‍💨
Tsy ijanona fa mbola androso foana hatrany🥰
Miandrandra ny 8 TAONA ho avy❤️‍🔥

TSY HISY FOIRE ahitana ny Baz'Art Malagasy taona ity 🙏 (raha tsy misy fanasàna manokana)🛑

Fa ny botika Baz'Art Malagasy Ambatonakanga irery ihany no misokatra afaka hiaonantsika👈
Eto foana ihany koa ny Pejy fa Araho tsy tapaka❤️

034 09 001 43☎️
[email protected] 📨
Ambatonakanga en face de l’immeuble Jacaranda 👈
l’Art est notre pouvoir...





Asehoy foana ny tsara indrindra mba ahasarika ny maso eny aminao😍Asongadino  misy lenta ny tontolonao😎Ambony be ny fahat...
05/05/2026

Asehoy foana ny tsara indrindra mba ahasarika ny maso eny aminao😍
Asongadino misy lenta ny tontolonao😎

Ambony be ny fahatsarànao miaraka @ Baz'Art Malagasy 🤩

034 09 001 43 ☎️
[email protected] 📨
Ambatonakanga en face de l’immeuble Jacaranda
l’Art est notre pouvoir...

Mihaja sady manaja tanteraka ny vokatra vita avy @ Rofia🥰Tsy maha antitra izany, fa manome voninahitra be izy😍Natoraly b...
24/04/2026

Mihaja sady manaja tanteraka ny vokatra vita avy @ Rofia🥰
Tsy maha antitra izany, fa manome voninahitra be izy😍
Natoraly be ny mitondra azy💯

034 09 001 43 ☎️
Ambatonakanga en face de l’immeuble Jacaranda 👈
[email protected] 📨
l’Art est notre pouvoir...




🩷🩷🩷🩷🩷🩷Kalitao "RAITRA" loko miavaka😍Jereo ety Ambatonakanga ety fa tena "Waooh"😎Tsara, tena tsara be💯 mbola tendance be ...
15/04/2026

🩷🩷🩷🩷🩷🩷
Kalitao "RAITRA" loko miavaka😍

Jereo ety Ambatonakanga ety fa tena "Waooh"😎
Tsara, tena tsara be💯 mbola tendance be 👛

Ambatonakanga en face de l’immeuble Jacaranda 👈
[email protected] 📨
034 09 001 43 ☎️
l’Art est notre pouvoir...



No comment ...
11/04/2026

No comment ...

Address

Ambatonakanga
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Baz'Art Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Baz'Art Malagasy:

Shortcuts

Share