ZeKa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ZeKa, Merchandising Service, Anosizato, Antananarivo.

💢💢Elaela isika tsy nifankahita💢💢Misy vokatra maromaro ireto ee😋🎉🎉🎉😁🐥Zanaka akoho gasy🐥🐤🐤🐣🐥✔Vita vaksiny : pesta sy barik...
30/09/2024

💢💢Elaela isika tsy nifankahita💢💢
Misy vokatra maromaro ireto ee😋🎉🎉🎉
😁🐥Zanaka akoho gasy🐥🐤🐤🐣🐥
✔Vita vaksiny : pesta sy barika( mbola mila rappel)
💸10000ar_13000ar
💥Livraison possible🚲🚗
☎0341755342

Salama daholo e🌿🪱🤝🏻Nanao triage izahay androany🥳🌹🪱Ho avy tsy ho ela ny vokatra e...🌱🪱🪴🌹Araho tsy tapaka ny pejy🪱🌱
24/04/2024

Salama daholo e🌿🪱🤝🏻
Nanao triage izahay androany🥳🌹🪱
Ho avy tsy ho ela ny vokatra e...🌱🪱🪴🌹
Araho tsy tapaka ny pejy🪱🌱

⭕Maro isika no voafitaka @ fividianana kankana🪱Ahoana ary ny hamantarantsika ny kankana Esenia Foetida???🪱👌🏻1- Somary fi...
01/04/2024

⭕Maro isika no voafitaka @ fividianana kankana🪱
Ahoana ary ny hamantarantsika ny kankana Esenia Foetida???🪱👌🏻
1- Somary fisaka ny Esenia raha miohatra @ kankan-tany.
2- Ny Esenia Foetida dia malaina mihetsika ( tsy mipelipelika be izy rehefa raisina)😁.
3-Tsy misitraka anaty tany izy fa ety ambonimbony ety.🪱👌🏻
Ireo ndray ary ny fomba vitsivitsy hamantarantsika ny Esenia Foetida.😋🤓🪱🌿🌱🌹🌷🪴
Mirary soa antsika eeeee❤

Aiza daholo eeee🥳Ho avy tsy ho ela ny vokatra🪱😋Zezika sy kankana🪱👌🏻
25/03/2024

Aiza daholo eeee🥳
Ho avy tsy ho ela ny vokatra🪱😋
Zezika sy kankana🪱👌🏻

🔴Elaela isika tsy nitafa kely😁Zara sary kely aloha ny ho amin'ny anio e👌👍Ity ilay vers de fumier (Esenia Foetida) sy ny ...
08/03/2024

🔴Elaela isika tsy nitafa kely😁
Zara sary kely aloha ny ho amin'ny anio e👌👍
Ity ilay vers de fumier (Esenia Foetida) sy ny atody🔴✅

🔴Fantatrao ve?👍Maro ny voka-tsoa entin'ny lombricompost eo amin'ny fambolentsika.🍆🌷🌽🌾Ahitana taratra izany na ny ara-kal...
17/02/2024

🔴Fantatrao ve?👍
Maro ny voka-tsoa entin'ny lombricompost eo amin'ny fambolentsika.🍆🌷🌽🌾
Ahitana taratra izany na ny ara-kalitao na ny habetsaky ny vokatra azontsika avy aminy.👌🍏🌹🌽🌻
Ahazoana vokatra betsaka raha mihohatra amin'ny zezika simika raha voahajantsika tsara ny fomba fampiasana azy.🌿🌸🌾

🔴Fantatrao ve?👍Ny zezika tain-kankana na "lombricompost" dia zezika azo avy amin'ny famadihan'ny kankana ireo akora foto...
15/02/2024

🔴Fantatrao ve?👍
Ny zezika tain-kankana na
"lombricompost" dia zezika azo avy amin'ny famadihan'ny kankana ireo akora fototra ôrganika, avy amin'ny biby na zava-maniry, efa loa na andalam-pahaloavana.
Ny "lombricompost" dia zezika 100% voajanahary ary azo ampiasaina amin'ny karazam-boly rehetra, tena mety ho an'ny fambolena ara-biôlojika.🌽🍒🌷🍆🌸🌹🌼🌾

Address

Anosizato
Antananarivo

Telephone

+261341755342

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZeKa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share