Lady Lamba landy & Location vaisselle

Lady Lamba landy & Location vaisselle Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lady Lamba landy & Location vaisselle, Apparel & Clothing, IVE 106 Ambodimita-Ambohimanarina, Antananarivo.

24/05/2026
Misaotra sy mankasitraka antsika rehetra izay nametraka fitokisana t@ LADY LAMBA LANDY & LOCATION VAISSELLE. Maro be isi...
15/05/2026

Misaotra sy mankasitraka antsika rehetra izay nametraka fitokisana t@ LADY LAMBA LANDY & LOCATION VAISSELLE.
Maro be isika no tonga tao an- katoky ny '' Ascension ", satria fotoana fararanom- pahasoavana ho antsika mianakavy ( komonio voalohany , fandraisana fanasan'ny Tompo ,lanonam- pianakaviana samihafa....), ka mirary soa antsika hitombo fahasoavana,mitondra teny fialana tsiny kosa ho antsika tsy afa- po satria vitsivitsy ihany ny fitaovantsika .Ny adiresintsika dia tsy miova ho antsika mitady fampitaovana @ fety sy lanonana.
IVE 106 Ambodimita- Ambohimanarina
Ampitan'ny arret tany malalaka & Central credit
Contact : 0386326296- 0331615725

25/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Soapeta Rakotoniaina, Dĩary Mïarîntsoa, Sheylla Joëlson

NY LOVIA ARCOPAL : Lovia fanta- daza maneran- tany , mihaja ,malaza  ny lovia " Arcopal ". Lovia nitety vanim- potoana m...
19/03/2026

NY LOVIA ARCOPAL :
Lovia fanta- daza maneran- tany , mihaja ,malaza ny lovia " Arcopal ". Lovia nitety vanim- potoana maro , lovia fantatsika fa nanamarika ny fahazazantsika , ny hatanorana ary nampiasaintsika t@ ireo fotoana mamy, lanonana samihafa ( sy sanatria fahoriana) ary nanamorana ny andavan'androm- piainana.
Fantaro ary fa:
Ny teny hoe" Arcopal " ,dia fitambarana teny roa hoe "Arc" sy " opale " , ny " arc " dia anaran'ilay orinasa Frantsay mpanao ity lovia ity , orinasa nisokatra t@ taona 1825 , tao Arques Hauts des France, an' Atoa Jacques Durand , orinasa nisehatra t@ fanamboarana kojakojam- pihinana izy io , ny hoe " opal( e) " dia anaran'ilay kristaly( verre ) natsonika nanamboarana azy . T@ taona 1958 no namoahan'ity orinasa malaza an'ity lovia ity , nihitatra manerantany ny lazany noho ny kalitaony mafy sy mahazaka afon- dafaoro ny endriny kanto , anisany be mpampiasa indrindra t@ taona 60 ,70 ,80ary 90 . Nitsahatra ny fanmboarana azy taty @ 90 saingy niverina kosa kosa ny taona 2016 ary nomarihina manokana ny faha 60 taona nivoahany ny taona 2018.
Ho anao izy te hikarakara lanonana na fetim- pianakaviana samihafa , izahay ato " Lady lamba landy & Location vaisselle ". dia mampanofa lovia " arcopal " mihaja hanomezana voninahitra ny fety sy lanoanana karakarainao.
Araho sy abonéo hatrany ny pagentsika raha sitrakareo !

Nappe de table blanche dispo pour location, 3000 ar , inclus lavage et répassage aprés l' usage des clients .Tissus > te...
18/03/2026

Nappe de table blanche dispo pour location, 3000 ar , inclus lavage et répassage aprés l' usage des clients .
Tissus > tergal crick .
mp ou 0387326296

18/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nadège Rakotondratsima, Dor Love

Choisissez l'élègance ,royal , majestieux ! Vrai " landy " ,soie sauvage originaire d'Ambositra ! mp ou 0386326296
16/03/2026

Choisissez l'élègance ,royal , majestieux !
Vrai " landy " ,soie sauvage originaire d'Ambositra ! mp ou 0386326296

Ny ''Lady lamba landy &location vaisselle " dia orinasa misahana sehatra roa : -Mivarotra lamba landy fitafy isan- karaz...
16/03/2026

Ny ''Lady lamba landy &location vaisselle " dia orinasa misahana sehatra roa :
-Mivarotra lamba landy fitafy isan- karazany sy lambamena ho an'ireo nodimandry ( na maina na lena)
- Mampanofa fitaovana sy kojakoja ilaina @ lanonana samihafa na fivoriam- pianakaviana.
Raha mahaliana anao dia aza misalasala mandefa hafatra miafina ,na miantso avy hatrany ny laharana :0386326296 na koa manatona ny adresy :
IVE 106 Ambodimita- Ambohimanarina
ANTANANARIVO 101
( Face arrêt Tany malalaka & Central credit)

Choisissez l'élègance ! Echarpe vrai " landy " originaire d'Ambositra ,mp ou 0386326296.
16/03/2026

Choisissez l'élègance !
Echarpe vrai " landy " originaire d'Ambositra ,mp ou 0386326296.

Address

IVE 106 Ambodimita-Ambohimanarina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lady Lamba landy & Location vaisselle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share