Ma jejoo shop

Ma jejoo shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ma jejoo shop, Apparel & Clothing, Antananarivo.

25/05/2025

Bonne fête à nous les mamans ❤️❤️😘

16/05/2025

Bonjour🥰, atao vendredi magnifique ndray aloha androany dia asina reduction 5000ar indray ny air force🤩 , misy ny vrai cuir 1er choix efa misy koa ny 2 ème choix vrai cuir ary ny simili cuir ihany koa. Dia anareo ny safidy fa samy manana ny vidiny ireo fa prix tataka be daholo nefa ny atsika ah😅 ka aza tara
Torohevitra kely fotsiny avy aty amiko oe hafa iany ry reto ny manitsaka ny vrai cuir ilay 1er choix♥️ mba mavita hatramin'ny faran'ny taona🤣🤣🤣
Fa anareo iany ny safidy ah. Ao amin'ny commentaire dia samy manao choix dia bisous daholo😘😘

Mbola misy ny air force vrai cuir atsika ah🥰Afaka atao cadeau ho an'ny maman amin'ny fetin'ny reny ko ah😅
14/05/2025

Mbola misy ny air force vrai cuir atsika ah🥰
Afaka atao cadeau ho an'ny maman amin'ny fetin'ny reny ko ah😅

Bonjour🥰Ela2 kely ndray vo hita fa mbola nanomana  anity surprise mamikely ity🥰Air force 1er choix vrai cuir à seulement...
13/05/2025

Bonjour🥰
Ela2 kely ndray vo hita fa mbola nanomana anity surprise mamikely ity🥰
Air force 1er choix vrai cuir à seulement 70 000ar🤩
Pointure disponible 36-43
Jp en mp + contact + lieu de livraison ary ohh♥️

11/05/2025

Bonne nuit 😘😘

Manahoaana ny atsika any aminareo any izao🤣🤣aleo ndray mba asina kilalao hoan'ny pividy ndray ary eh🥰izay manao commande...
07/05/2025

Manahoaana ny atsika any aminareo any izao🤣🤣
aleo ndray mba asina kilalao hoan'ny pividy ndray ary eh🥰
izay manao commande rehetra androany dia asiko reduction 5000ar daholo ny prix ny entana🤩 , mbola misy stock maromaro daholo ireo article rehetra ireo somary mampidina any ambany any nareo dia mahita, dia efa misy prix mipetaka daoly ny pub ako rehetra ao atao -5000ar be zao🤩
Ny blouson kely iany no tsy atao anizay satria efa atao livraison gratuit ny blouson ah😜
Alefa ary ny capture anizay ilainareo en Mp eh🥰😘
Ao amin'ny commentaire daholy

Mbola mandeha ilay livraison gratuit anireto demain hoan'izay haka azy ah. Rapitso iany zay livraison gratuit zay fa ain...
07/05/2025

Mbola mandeha ilay livraison gratuit anireto demain hoan'izay haka azy ah. Rapitso iany zay livraison gratuit zay fa aingana ny MP🥰♥️
10 000ar tsirairay , 6 à 8 ans et 8 à 10 ans

Bonjour🥰 , aleo alefa eto izy ity dia mba itanareo oe tena mahazo ne eh. alefa foana ny partage sy ny fanarahana tsy tap...
07/05/2025

Bonjour🥰 , aleo alefa eto izy ity dia mba itanareo oe tena mahazo ne eh. alefa foana ny partage sy ny fanarahana tsy tapaka ny page fa ny surprise misy tampoka foana🥰♥️

Félicition Lãrrii Fanevaniaina nahazo ny 5000ar tamin'ilay jeux atsika 🥰izy irery no tena nahazo réaction betsaka ndrind...
06/05/2025

Félicition Lãrrii Fanevaniaina nahazo ny 5000ar tamin'ilay jeux atsika 🥰
izy irery no tena nahazo réaction betsaka ndrindra🥰😘
Ny nahazo ny crédit kosa ʚʆɞʚʆɞ Biãncaãnca ♥️
Midira mp ary ianareo roa eh
Dia amin'ny manaraka indray ataotsika jeux hafa indray♥️😘
Bonne nuit😘😘

06/05/2025

Rariva amin'ny 9 ora sasany ary ny valiny lalao 5000ar no avoakatsika eh🥰
Mbola afaka mampitombo réaction faraparany daholy ah🥰

Reto sisa ny blouson anakizy dispo ahiza ary no haka azy 2 eh🥰ra olona 1 no maka azy dia ataoko livraison gratuit amin'n...
06/05/2025

Reto sisa ny blouson anakizy dispo ah
iza ary no haka azy 2 eh🥰
ra olona 1 no maka azy dia ataoko livraison gratuit amin'ny jeudi♥️🥰

ividiano Jord one montante ry papa isany le maman mbola jeune jeune atsika reny😅 mba cadeaux amin'ny fête des mères🥰 ale...
06/05/2025

ividiano Jord one montante ry papa isany le maman mbola jeune jeune atsika reny😅 mba cadeaux amin'ny fête des mères🥰 aleo ko zareo mba hanaraka lamaody😅
36-40 no dispo

Address

Antananarivo

Telephone

+261342250431

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma jejoo shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ma jejoo shop:

Shortcuts

Share