30/05/2026
🚨 DISPONIBLE TRÈS LIMITÉ! (Et non prévu 🥺) 🚨
Ny tantaran'ity ensemble ity? Nisy cliente nandefa an'ilay sary eo ankavia (ilay mavokely) taminay, dia nangataka ahy hanao mitovy tsy misy valaka ( misy novainy kely fotsiny ilay jupe rah mandinika tsara ilay sary 🥺). Nekenay ny fanamby, nandany ora maro zahay niasa , ary indro ny vokatray eo ankavanana... tena kanto amin'ity loko volomparasy ity. 💜
Ny olana nefa? Tamin'ny fotoana tokony hakan'ilay cliente azy, Tonga dia ozy hoe : tena tsara tarehy ilay izy, saingy « tsy ho sahy hanao azy mihitsy » hono izy. 🙈😭😭
Noho izany : Mitady tompony vaovao🥺, izay tena ho sahy haneho ny maha-izy azy sy hamiratra amin'ity fitafiana vita tanana sy feno fitiavana ity✨
📏 Taille : Sm
✨ Prix : (tena tsy izay no tena vidiny zah zany hoe mba ataonay karazana cadeau zany 🥺) 25.000 ar fotsiny
📩 Izay tonga voalohany ihany no mahazo, mandefa DM avy hatrany!