25/08/2024
📢Kambana Partie 2: Inona avy ireo karazan-tsakafo mapitombo ny chance hananana kambana?
Maro ireo sakafo mapitombo ny chance hananana kambana, hohazavaiko aminareo ireo apport hoentiny sy mahatonga azy hi-favoriser ny "Grossesse Gémellaire🫄".
👉 Produits laitiers 🥛🧀
Mampitombo ny chance hanambanana avo dimy heny ny fihinanana produits laitiers🥛.
Ao anatin'ny produits laitiers dia misy hormone antsoina hoe : Insuline like Growth Factor ( IGF).
Io hormone io dia mitovy amin'ny mampiavaka ny Oestrogènes 💉.
Isika vehivavy Afrikanina moa dia efa manana tahana IGF ambony kokoa ao anaty vatantsika ara-boajanahary.
❌Noho izany, manana chance avo hazahoana kambana isika.
👉 Patate douce na vomanga🥔
Ny fihinanana vomanga ihany koa dia mampitombo ny chance hampisy ny ovulations multiples.
Satria ny vomanga dia mampitombo be ny taha ny IGF ao anaty vatana ihany koa, izay efa nazavaiko etsy ambony.
👉 Fihinanana Vitamine B9 na acide folique 💊
Io Vitamine io dia mampitombo ihany koa ny tahan'ny chance azahoana kambana🧑🍼.
Fa tsara foana manantona mpitsabo mialohany ihinana complément acide folique io.
Ary amin'ny fotoana fanombohan'ny vohoka no ihinanana azy io.
👉 Araka ny fandinihana siantifika ihany koa, dia ny conception de grossesse mandritra ny période d'allaitement dia anisany mahatonga ny grossesse multiples ihany koa🫄.
Satria ny reny mampinono dia mamokatra FSH (follico-stimulante), izay mety hazahoana grossesse faux-jumeaux.
❌❌❌Fa aza adino anefa ireto :
👉Ny tarazo
👉Ny taonan'ny reny mitondra vohoka
👉Ny isan'ny zaza
Ireo ihany koa no anisan'ny mamaritra ny tahan'ny chance azahoana kambana, izay efa nazavaiko t@publication teo aloha ato .
Mirary soa antsika reny rehetra ary🥰.
Dia atoroko ny fomba ara-medikaly azahoana kambana ihany koa ianao manaraka fa asao ny namana hanaraka ny pejitsika ☺️💓.
Tsy voatery hoe manaraka an'ireo régimes ireo mantsy, fa efa afaka atao ihany koa ny miteraka kambana maro👩❤️👨.