Ikiala jejoo

Ikiala jejoo Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy😍😍🙏🙏

Coucou 🥰🥰🥰Maro be ny mp anareo ato am page fa tena ialako tsiny fa misy olna ilay mp Dia tsy mety misokatra fa ra tena m...
03/03/2026

Coucou 🥰🥰🥰
Maro be ny mp anareo ato am page fa tena ialako tsiny fa misy olna ilay mp Dia tsy mety misokatra fa ra tena maika b Dia Io n'y compte perso ako Dia MBA AO mandefa mp reto ah. 🥰🥰🥰

Coucou les filles 🥰🥰👉Lazao izay olana aminy volonao 👉Lazao n'y soin tianao ho atao aza misalasala fa Sao ho tsara vitana...
24/02/2026

Coucou les filles 🥰🥰
👉Lazao izay olana aminy volonao
👉Lazao n'y soin tianao ho atao
aza misalasala fa Sao ho tsara vitana ihany ianao 🥰🥰

izy no nahazo Ilay Ilay JP 00ariary.miditra mp amko Dia recuperena 67ha n'y cadeaux 🥰🥰mirary soa fona Dia alefako AO ndr...
24/02/2026

izy no nahazo Ilay Ilay JP 00ariary.
miditra mp amko Dia recuperena 67ha n'y cadeaux 🥰🥰
mirary soa fona Dia alefako AO ndray n'y jeux manaraka fa araho n'y page 🥰🥰

coucou les filles 🥰🥰a 15h n'y direct atsika hanaovana Ilay tirage fa ilazao n'y namana rehetra an🥰🥰
24/02/2026

coucou les filles 🥰🥰
a 15h n'y direct atsika hanaovana Ilay tirage fa ilazao n'y namana rehetra an🥰🥰

Coucou les filles 🥰🥰 tapitra androany @ 12h atoandro Ilay jeux atsika an🥰🥰 araho tsy tapaka ny page fa ho alefako eto n'...
23/02/2026

Coucou les filles 🥰🥰
tapitra androany @ 12h atoandro Ilay jeux atsika an🥰🥰
araho tsy tapaka ny page fa ho alefako eto n'y lera hanaovatsika ny en direct ny tirage hoan'izay nahazo ny cadeaux aza euh🥰🥰🥰🥰

Coucou les filles 🥰🥰 Ny retour au naturel anie akie tsy votery hanao curly euh🥰🥰👉Hamerina ny hatevenan'ilay volo👉Hanajan...
21/02/2026

Coucou les filles 🥰🥰
Ny retour au naturel anie akie tsy votery hanao curly euh🥰🥰
👉Hamerina ny hatevenan'ilay volo
👉Hanajanona apareil chauffante
👉Hanao soin repousse
inona koa no tanjonareo ra hanao retour ianareo 🥰🥰
Aza misalasala miditra mp na miantso ra mila fanampiana momba ny volo ianareo aza euh🥰🥰
☎️☎️0341339555

🥰🥰♥️♥️🥰🥰 Nareo mpiray tampoho koa vé akie curly daholo 🥰🥰 ♥️♥️ Zay 3 mirahavavy tena curly volo daholo 🥰🥰🥰😘😘Tongava fa h...
20/02/2026

🥰🥰♥️♥️🥰🥰
Nareo mpiray tampoho koa vé akie curly daholo 🥰🥰
♥️♥️ Zay 3 mirahavavy tena curly volo daholo 🥰🥰🥰😘😘
Tongava fa ho karakaraina ianareo mirahavavy isany avy ra atao mitovy akie ry manja ah🥰🥰
☎️☎️0341339555

🥰🥰♥️🥰🥰Fa hafa iany koa izy Ilay mainty an 🥰🥰 🖤🖤Team mainty volo ♥️♥️Team miloko volo nareo akie 🥰 Perso : tena otrany ox...
19/02/2026

🥰🥰♥️🥰🥰
Fa hafa iany koa izy Ilay mainty an 🥰🥰
🖤🖤Team mainty volo
♥️♥️Team miloko volo nareo akie 🥰
Perso : tena otrany oxygène mamelona ana mihintsy Ilay mandoko volo fa eto Zao dia tiako tampoka indray Ilay mainty 🥰🥰🥰

🥰🥰♥️♥️🥰🥰 Afaka averimberina ny commentaires ao @ Ilay JP 00ariary amzay mifangaro2 betsaka ao an🥰🥰 tirage tsotra no anao...
18/02/2026

🥰🥰♥️♥️🥰🥰
Afaka averimberina ny commentaires ao @ Ilay JP 00ariary amzay mifangaro2 betsaka ao an🥰🥰
tirage tsotra no anaovatsika azy io 🥰
@ lundi n'y tirage 😘😘

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ikiala jejoo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share