Zàzah mg

Zàzah mg Les bébés et son monde 🩷🩵✨
Bien-être | Astuces | Partages

💛 Mirary alarobia mamy ho an’ny reny sy ny zaza !Tsy mila tonga lafatra ny reny iray, fa mila feno fitiavana.Ny tsikitsi...
08/10/2025

💛 Mirary alarobia mamy ho an’ny reny sy ny zaza !

Tsy mila tonga lafatra ny reny iray, fa mila feno fitiavana.

Ny tsikitsiky kely ataon’ny zanakao dia efa ampy hanazava ny tontolo andronao androany 🌞👶




🌸 Trisomie 21 🌸, ndao ho resahana !Fantatrareo ve fa ny trisomie 21 na Down syndrome dia toe-javatra génétique iray, tsy...
03/10/2025

🌸 Trisomie 21 🌸, ndao ho resahana !

Fantatrareo ve fa ny trisomie 21 na Down syndrome dia toe-javatra génétique iray, tsy aretina, fa manome toetra manokana ho an’ny ankizy iray?
Eto Madagasikara, mbola vitsy ny fifampizarana momba azy, nefa maro ny fianakaviana miaina izany isan’andro.

Raha ianareo ray aman-dreny, na havana, ahoana ny traikefanareo miaraka amin’ny zaza manana trisomie 21?

Ahoana ny fomba nahafantaranareo fa trisomie 21 ny zaza iray?

Inona ny zavatra kely madinidinika hita fa mampiavaka azy ireo eny amin'ny andavan'androm-piainana eny?

Zarao eto ambany ary ny hevitrareo ⬇️, satria ny resaka kely toy izao dia mety hanampy hitondra fanovàna lehibe. 💙💛

‼️ 5000Ar ‼️Izay hitanao amin'ny sary rehetra dia 5000ar avokoa.Raha maka mihoatra ny 4 dia mahazo prix.Alefaso MP ainga...
22/06/2025

‼️ 5000Ar ‼️
Izay hitanao amin'ny sary rehetra dia 5000ar avokoa.
Raha maka mihoatra ny 4 dia mahazo prix.
Alefaso MP aingana ny confirmation ary.

Manao livraison eto Antananarivo izahay dia mandefa any amin'ny faritra rehetra 📦
Récupération possible.

Ireto indray maman 💥10000Ar💥 izay hitanao amin'ny sary rehetra an.Doudoune sy grenouillère tsara be daholo😍Alaivo ny anj...
22/06/2025

Ireto indray maman 💥10000Ar💥 izay hitanao amin'ny sary rehetra an.
Doudoune sy grenouillère tsara be daholo😍
Alaivo ny anjaran'ny zàzah anao.
Livraison à partir de 3000Ar
Récupération possible.

Ireto indray ‼️ 6000AR ‼️ daholo izay hitanao amin'ny sary.Tena tsara be daholo fa alefaso MP aingana izay atao ho anao....
21/06/2025

Ireto indray ‼️ 6000AR ‼️ daholo izay hitanao amin'ny sary.
Tena tsara be daholo fa alefaso MP aingana izay atao ho anao.
Livraison à partir de 3000ar
Mandefa amin'ny faritra rehetra.
Récupération possible.

DOUDOUNE MAFANA, TSARA BE SADY MATEVINA BE 😍😍15000Ar daholo izay hitanao amin'ny sary.Midira aingana MP manao confirmati...
21/06/2025

DOUDOUNE MAFANA, TSARA BE SADY MATEVINA BE 😍😍
15000Ar daholo izay hitanao amin'ny sary.
Midira aingana MP manao confirmation.
Livraison à partir de 3000ar
Récupération possible

21/06/2025

ARRIVAGE FRIPERIE AN-JAZAKELY
TSARABE DAHOLO
00 - 24 MOIS
PRIX A PARTIR DE 3000AR PAS PLUS DE 15000Ar

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zàzah mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share