15/06/2025
❌Tsara ho fantatra keli fa mafonja hoan'ny fahasalamana ❌
👉Rano mafana 4 verre isanandro maraina VAO mifoha anie ka antokin'ny fahasalamana e
👉 Misotroa Rano mafana 4 verre izai zakanao atao
👉 Après 30 mn inao VAO misakafo maraina
👉Manadio ny taova ao anati
Ary miaro mety ho fahatapahan'ny lalandra
Zarao fa mety mahasoa ny hafa