Little boss market

Little boss market Les meilleurs articles pour votre petit bébé !

Nous proposons une gamme complète d'articles pour bébés et nouveau-nés, tels que des jouets éducatifs, des bavoirs, des vêtements, des accessoires de soin, et plus encore.

❄️👶🐻 Mitady vilia misy sarony ho an'ny zazakely ?🐻👶❄️📣📣  BOL OURS + CUILLÈRE + COUVERCLE 💖🍽️ ity no atolotray ho anareo ...
09/07/2026

❄️👶🐻 Mitady vilia misy sarony ho an'ny zazakely ?🐻👶❄️

📣📣 BOL OURS + CUILLÈRE + COUVERCLE 💖🍽️ ity no atolotray ho anareo androany

✔️ Bol en silicone malefaka 👶
🐻 Motif ours mahafatifaty 😍
🥄 Cuillère adaptée ho an’ny zazakely
🧢 Couvercle mba hiarovana ny sakafo sy hitazomana hafanana 🔥
✔️ Tena ratique amin’ny purée sy sakafo malemy 🍲

💰 25 000 Ar

📩 MP pour commander
🚚 Livraison Tanà & province : à partir de 3000 Ar
📍 Récupération : Ankaraobato
☎️ 038 43 834 56

08/07/2026

❄️👶🍲 VETIVETY DIA MANGATSIAKA NY SAKAFO OMENA NY ZAZA REHEFA ATAO ANATY VILIA… 🍲👶❄️

📣📣 Marina mihitsy izany amin’izao andro mangatsiaka izao 🥶

🍼💖 ALEO MAMPIASA BIBERON À CUILLÈRE FULL SILICONE 💖🍼
mba tsy ho mora mangatsiaka ny sakafo sady mora omena 🥰

✔️ Voatazona ho mafana ela kokoa ny sakafon'ny zazakely 🔥
✔️ Silicone alimentaire 👶
✔️ Mora ampiasaina ary azo entina mivoaka 🍽️

💰 15 000 Ar

💖 Vahaolana tsotra ho an’ny reny amin’izao ririnina izao ❄️✨

📩 MP pour commander
🚚 Livraison Tanà & province : à partir de 3000 Ar
📍 Récupération : Ankaraobato
☎️ 038 43 834 56

🩸👶💛 Ahoana indray ny fanesorana tasy-na ra amin’ny lamba ?Misy tache-na ra ve ny akanjo na lamba ao antrano ? Be dia be ...
08/07/2026

🩸👶💛 Ahoana indray ny fanesorana tasy-na ra amin’ny lamba ?

Misy tache-na ra ve ny akanjo na lamba ao antrano ? Be dia be no mety ahatonga an'izany. Mety ho naratra tampoka, nandeha ra orona, sns.

Ireto misy fomba tsotra azonao andramana ao an-trano mba hanadiovana ilay lamba :

🧊 1. Rano mangatsiaka (tena zava-dehibe)
Sasao avy hatrany amin’ny rano mangatsiaka ilay tasy.
👉 Aza mampiasa rano mafana mihitsy, fa vao mainka lasa miraikitra kokoa ilay ra.

🧼 2. Rano + sira
Afaka asiana sira kely anaty rano mangatsiaka dia avela hilona kely ao ilay lamba izay vao sasana.

🧴 3. Savony liquide
Araraka mivantana eo amin'ny faritra misy tasy dia avela minitra vitsy alohan’ny hanasana azy.

💬 Inona koa ny karazana tache tena hitanareo hoe sarotra alana amin'ny akanjo na lamba ? 👶👇

❄️👶🧺 MANAHIRANA NY MANASA LAMBA REHEFA MANGATSIAKA OHATRA IZAO NY ANDRO… 🧺👶❄️📣📣 Noho izany aleo mitady vahaolana mora sy...
07/07/2026

❄️👶🧺 MANAHIRANA NY MANASA LAMBA REHEFA MANGATSIAKA OHATRA IZAO NY ANDRO… 🧺👶❄️

📣📣 Noho izany aleo mitady vahaolana mora sy mahomby 💖

👶🍽️ BAVOIR TABLIER IMPERMÉABLE 🍽️👶
Miaro ny akanjon’ny zanakao tsy haloto rehefa misakafo 🥰

✔️ Miaro tsara amin’ny tasy sy rano 💧
✔️ Mora ampiasaina 👌
✔️ Mampihena ny fanoloana akanjo matetika 🧺✨
🎨 Misy couleur 4 azo isafidianana 🌈

💰 20 000 Ar

💖 Mety tsara ho an’ny ray aman-dreny sahirana amin’ny fanasan-damba amin’izao ririnina izao ❄️🥰

📩 MP pour commander
🚚 Livraison Tanà & province : à partir de 3000 Ar
📍 Récupération : Ankaraobato
☎️ 038 43 834 56

❄️👶💧 REHEFA MANGATSIAKA OHATRA IZAO NY ANDRO… Matetika ny zazakely mety manondrana kely foana na dia efa tsy mipipy ampa...
06/07/2026

❄️👶💧 REHEFA MANGATSIAKA OHATRA IZAO NY ANDRO… Matetika ny zazakely mety manondrana kely foana na dia efa tsy mipipy ampandriana intsony aza teo aloha 🥺

🛏️💖 Aleo asiana lafika foana mba hiarovana ny kidoro e !

💧✨ ALÈSE IMPERMÉABLE POUR BÉBÉ ✨💧🥰

✔️ Imperméable – protection optimale 💧
📏 Taille : 50 × 70 cm
🎨 plusieurs modèles disponibles 🌈
🧸 Mora ampiasaina sy tena ilaina amin’ny andavanandro

💰 20 000 Ar fotsiny

📩 MP pour commander
🚚 Livraison Tanà & province : à partir de 3000 Ar
📍 Récupération : Ankaraobato
☎️ 038 43 834 56

😅👶💛 Nangina be tampoka tao antrano...Mila ho tataka ny vavako ato miteny andry zareo hoe : aza mihazakazaka 🏃, mangina o...
06/07/2026

😅👶💛 Nangina be tampoka tao antrano...

Mila ho tataka ny vavako ato miteny andry zareo hoe : aza mihazakazaka 🏃, mangina o 😆, mipetraha tsara 🧸...

Fa tampoka teo... nangina be 😳

Ohatrany mba nahazo aina kely fotsiny, fa nony avy e...
Tonga saina tampoka 😅

Lasa haingana nitady an'ny zareo eran'ny trano.

Reo ary fa mipetraka tsara ao amin'ny chambre fatorianay...

😌 Mba faly ary nitazana andry zareo avy lavitra fa hoe : "mba hendry ery nareo izany"

Fa nony nanatona kay... 😭😭😭

Ny crème visage-ko rehetra efa voahosotra tamin'ny tarehy, tanana, tongotra ... hatramin'ny carreau sy ny rindrina rehetra iny... 🤣🤣

Dia mbola ozy koa ilay zokiny tamiko hoe :
"Maman, tsara tarehy be za e" 😂

Tsy haiko intsony hoe hihomehy ve sa hibedy 😅

💡 Tena aleo ihany ry zareo avela hitabataba sy hiazakazaka eran'ny trano ka 🤣

💬 Ary ny anareo, inona koa ilay "bêtise" nataon'ny zanakareo tamin'ilay izy nangina tampoka iny ? 😂👇💛

Sary fanehoana

🧸👶✨ CHAUSSONS BÉBÉ – mahafatifaty sady mafana tsara ! ❄️💖📣📣 Misy ireto chausson kely ireto ho an’ny zazakely 🥰🔥 Mafana t...
04/07/2026

🧸👶✨ CHAUSSONS BÉBÉ – mahafatifaty sady mafana tsara ! ❄️💖

📣📣 Misy ireto chausson kely ireto ho an’ny zazakely 🥰

🔥 Mafana tsara sady malefaka
👶 Mety ho an’ny ZAZA 0 à 6 mois
🎨 Misy couleurs maro azo isafidianana 🌈

💰 15 000 Ar

📩 MP pour commander
🚚 Livraison Tanà & province : à partir de 3000 Ar
📍 Récupération : Ankaraobato
☎️ 038 43 834 56

⏰💛 Vacances izao ny andro…Marina fa mety te hiala kely amin’ny rotoroto andavanandro isika, fa tsarovy anefa fa ilaina f...
03/07/2026

⏰💛 Vacances izao ny andro…

Marina fa mety te hiala kely amin’ny rotoroto andavanandro isika, fa tsarovy anefa fa ilaina foana ny mitazona routine kely ho an’ny zaza sy ny ankizy 👶
Satria ireo no lasa repères ho azy ireo.

Na izany aza, tsy voatery ho hentitra be, fa kosa miezaka mba tsy hiova be loatra ny routine.

Ohatra : ny ora fifohazana ⏰
Na dia tsy voatery hifoha maraina be toy ny mahazatra aza dia tsara raha tsy tara loatra koa. Indraindray mantsy dia lasa hatramin’ny atoandro mihitsy ny fifohazana 😅

Vokany, miova daholo ny ora fisakafoanana sy ny fatoriana amin’ny alina.

Raha zatra mifoha amin’ny 6 ora maraina ohatra rehefa mianatra dia tsara raha amin’ny 7h na 8h farafahatarany rehefa vacances, fa tsy hoe amin’ny 10h/11h 🕙

Tsy adino koa ireo 🎲 fahazarana kely isan’andro, ohatra : lalao, fivoahana kely

💛 ary indrindra, tsy adino ny fotoana kely iarahana amin’izy ireo

Izany dia manampy ny ankizy hanana saina milamina kokoa sady tsy very repère 😌

💬 Manahoana ny ao aminareo rehefa vacances ? Mbola misy routine voatazona sa miova daholo ny zavatra rehetra ? 😅👇

👢👶✨ CHAUSSONS BOTTINES – mahafatifaty sady mafana tsara ! ❄️💖📣📣 o ry zareo a, tena mahafatifaty be anie ilay zazakely re...
03/07/2026

👢👶✨ CHAUSSONS BOTTINES – mahafatifaty sady mafana tsara ! ❄️💖

📣📣 o ry zareo a, tena mahafatifaty be anie ilay zazakely rehefa manao an’ity e 😍

🧸 Sady mafana tsara 🔥
❄️ Na dia ao anatin’ny ririnina aza dia afaka mijanona ho confortable foana izy
📸 Afaka mipozy tsara foana koa 🥰✨

🎨 Couleurs disponibles :
❤️ Rouge
🌸 Rose
🤍 Beige

💰 17 000 Ar

📩 MP pour commander
🚚 Livraison Tanà & province : à partir de 3000 Ar
📍 Récupération : Ankaraobato
☎️ 038 43 834 56

🧢👶❄️ ATAOVY MAFANA TSARA FOANA NY ZAZAKELY O ! ❄️👶🧢📣📣 Mangatsiaka be mihitsy izao 🥰🔥🧣 Ireto misy bonnet kely mahafatifat...
02/07/2026

🧢👶❄️ ATAOVY MAFANA TSARA FOANA NY ZAZAKELY O ! ❄️👶🧢

📣📣 Mangatsiaka be mihitsy izao 🥰🔥

🧣 Ireto misy bonnet kely mahafatifaty tena mety amin’ny ririnina 💖

⚠️⚠️ Aza tara fa efa vitsy sisa disponible ! ⚠️⚠️

💰💰 Tout à 10 000 Ar 💰💰

🎨 Safidio izay modèle sy couleur tianao 🥰✨

📩 MP haingana raha te haka
🚚 Livraison Tanà & province : à partir de 3000 Ar
📍 Récupération : Ankaraobato
☎️ 038 43 834 56

Address

Ankaraobato
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:30 - 21:30
Tuesday 06:30 - 21:30
Wednesday 06:30 - 21:30
Thursday 06:30 - 21:30
Friday 06:30 - 21:30
Saturday 06:30 - 21:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Little boss market posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share