Ntsoa Haitao

Ntsoa Haitao Vita malagasy🫰🏼

Tongava maro ary o🥰
06/09/2024

Tongava maro ary o🥰

❤️Salama e❤️👉 Hoanareo izay ao Antsirabe, tonga manakaiky anareo hatrany ny vokatra izay vokarinay eto Ntsoa HaitaooAmin...
05/09/2024

❤️Salama e❤️
👉 Hoanareo izay ao Antsirabe, tonga manakaiky anareo hatrany ny vokatra izay vokarinay eto Ntsoa HaitaooAmin'ny alalan'ny Vitrine du Vakinankaratra🤩👈.

🌺Zao ary e, tongava mitsidika ny stand "ISCAM" fa ao no ahitanareo ny vokatra ataonay sy efa nahafantaranareo anay🥰. Kalitao tsara nefa amin'ny vidiny mirary tompoko🥰🌺.

Tongava maro ary!🤗 Fa hatramin'ny Asabotsy izao ny Vitrine du Vakinankaratra a! ❤️

28/08/2024

Efa kely sisa dia ho tapitra ilay arrivage faharoa teo a🥰. Tsidio ny pejy dia aza adino ny manjifa❤️

Send a message to learn more

🌺 Faly miarahaba antsika rehetra indray izahay eto NNtsoa Haitaoa🌺.  Tonga ry zareo ny 2ème vague  vokatra efa nahafanta...
19/08/2024

🌺 Faly miarahaba antsika rehetra indray izahay eto NNtsoa Haitaoa🌺.

Tonga ry zareo ny 2ème vague vokatra efa nahafantaranareo ny pejy a🥰. Ilay vokatra vita ☺️
Tsy miova ny kalitao fa ilay tsarakely iny foana👌.

Ireto hatrany ny vokatra ary misy loko telo azo hisafidianana tsara🤩😍:
- Trousseau: 20.000ar ( 20*12*6 cm ny refiny)
- Dop kit na trousse de toilette: 25.000ar (24*14*10 cm)

👉 Manao livraison à partir ny 3000ar izahay a🤩. Tongava "Mp" aingana fa sao tara eo ianao dia tsy mahazo🤗.

13/08/2024

❤️Miarahaba antsika rehetra izahay eto Ntsoa Haitao♥️
📢📢Hoavy tsy ho ela indray ary ny arrivage vaovao e📢🤩

26/06/2024

19/06/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Alexandra Mia, Stel Lah Andri, Valérie HV, No Raz, Tsiresy Rav, Andosoa Ramaherison, Kathi Angelinah

17/06/2024

Bonsoir les gens!😘.
🌺 Faly be izahay ry reto fa mahafinaritra sy mamikely daholo nareo a😍🌺.

👉Tapitra izay ny vague voalohany, izay natolotray NtsoaNtsoa Haitaoeo mpanaraka ny pejy☺️❤️.
♥️Misaotra nahatoky anay, tsy nisalasala nanjifa🥰.
♥️Eto foana izahay, vonona ny hanome ny tsara hatrany🥰. Ka araho tsy tapaka ny pejy e😉.

🌺Bisous les gens🌺.

Bonjour les gens😘🌺 Vokatra mahafatifaty kely hatrany no hoentinay NtNtsoa Haitaooanareo, jereo anie e🥰🌺. 👉 Ao ny "Dop ki...
14/06/2024

Bonjour les gens😘
🌺 Vokatra mahafatifaty kely hatrany no hoentinay NtNtsoa Haitaooanareo, jereo anie e🥰🌺.
👉 Ao ny "Dop kit" na trousse de toilettes en cuir
( Refy: 24*14*10cm)
💥 Prix: 25.000ar☺️.
👉 Ao ihany koa ny trousseau en cuir😊. Tsidio ny pejy raha tia ahita ny tena hatsarany ianareo😍
(Refy: 20*12*6cm)
💥Prix: 20.000ar😊.

❤️Tsidio ny pejy, tongava "Mp", entano ny namana fa vonona handray anareo am-pitiavana sy am-pifaliana izahay❤️.

12/06/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Victor Newman, Landimalala Alexia Rasoanantenaina Rabenasolo❤️.

08/06/2024

Salama daholo ve isika ato e?☺️. *Elaela kely izahay tsy ita, fa mbola mitady ny tsara ho anareo foana foana🥰.

Aiza daholo indray aloha ny vehivavy rehetra amin'izao e! " Bebe, Neny, zanaka vavy, .." 😁😀. Tongava mitsidika ny pejintsika NtsNtsoa Haitaoin'izao fetin'ny RAY izao, fa manana cadeau tsarakely mety ho an'izy ireny tsara isika🥰🥰♥️.
👉Ividiano cadeau ary Papa, Dada, Dadabe, Papi, Vady, tonton e! ☺️.

🤞Tsidio hatrany ny pejintsika a🥰 Entano ihany koa ny namana😊, fa vonona ny hanome ny tsara sy handray anareo am-pifaliana izahay.❤️

Send a message to learn more

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ntsoa Haitao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share