Fatana sy Vokatra ADES

Fatana sy Vokatra ADES Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fatana sy Vokatra ADES, Apparel & Clothing, Andrefanambohijanary, Antananarivo.

01/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ranto Antsa Naef, Råymõnde Maria Geneviève, Rihambolanantenaina Aritsimba, Emmafuchsia Ramanampisoa, Isabella Raharimanana, Judicael Zenie, Jhojho Jhijhi, Rova Tina

TOMBOLA LEHIBE IZAY AZAHOANA LOKA SURPRISE LEHIBE RAHA MIVIDY FATANA MITSITSY ADES IRAY IANAO DIA MANDRAY ANJARA AMIN'NY...
26/03/2026

TOMBOLA LEHIBE IZAY AZAHOANA LOKA SURPRISE LEHIBE RAHA MIVIDY FATANA MITSITSY ADES IRAY IANAO DIA MANDRAY ANJARA AMIN'NY FISARIHANA AVY HATRANY,
TSAPAO ARY NY VINTANAO SAO IANAO ILAY TSARA VINTANAO FISARIHANA.

034.15.498.51

18/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ny Aiko Candice Rakotoariniaina, Nomenjanahary Andrianirina, Mayah Leon'iah, Henintsoa Rafaliarivo, Mavie Ranaivoson

HO ANTSIKA REHETRA MITADY FATANA MITSITSY ADES NGEZA IRENY EFA TONGA NY ARRIVAGE IZAO KA VONJEO VONJEO SAO TARA, Livrais...
07/03/2026

HO ANTSIKA REHETRA MITADY FATANA MITSITSY ADES NGEZA IRENY EFA TONGA NY ARRIVAGE IZAO KA VONJEO VONJEO SAO TARA,
Livraison :034.15.498.51

HO ANTSIKA : ( ORINASA, FIKAMBANANA, O.N.G.  sns...)Ny fatana sy vokatra ADES dia afaka miara-miasa amintsika rehetra sa...
31/01/2026

HO ANTSIKA : ( ORINASA, FIKAMBANANA, O.N.G. sns...)
Ny fatana sy vokatra ADES dia afaka miara-miasa amintsika rehetra satria efa betsaka ireo nanao izany ka tena nahafinaritra avokoa.

- Misy fihenambidy
-Livraison gratuit @ toerana iray voatokana n'y fatana rehetra
-Izahay ihany no manao ny "distribution"

Contact : 034.15.498.51

Tsy hanenina izany ianao raha mampiasa ity fatana mitsitsy ADES ity, ny efa nampiasa aza miverina indray mividy,porofo i...
22/01/2026

Tsy hanenina izany ianao raha mampiasa ity fatana mitsitsy ADES ity, ny efa nampiasa aza miverina indray mividy,porofo izany fa tsara sy mafy ny vokatra ADES.
Tongava manjifa fatana ato aminay fa raisinay ampitiavana ianao
Livraison : 034.15.498.51

NY FATANA SY VOAKATRA ADES DIA FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA NAHATRATRA IZAO TAONA VAOVAO IZAO, ISAORANA IHANY KOA ISIK...
04/01/2026

NY FATANA SY VOAKATRA ADES DIA FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA NAHATRATRA IZAO TAONA VAOVAO IZAO, ISAORANA IHANY KOA ISIKA IZAY NATOKY HATRANY NY FATANA MITSITSY ADES, ARY MANENTANA NY HAFA MBA HANJIFA IZANY ATO AMINAY MANOMBOKA IZAO TAONA VAOVAO IZAO.🎉🎉🎉

19/11/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Dyari Rakotoarison, Patiss Mampionona, Rosilah Rafenonanahary, Sabrina Honey, Alicia Rajaona

MILA FATANA MITSITSY ADES VE IANAO AZA MISALASALA NY MANDEFA HAFATRA MIAFINA NA MIANTSO NY LAHARANAlivraison : 034.15.49...
15/11/2025

MILA FATANA MITSITSY ADES VE IANAO AZA MISALASALA NY MANDEFA HAFATRA MIAFINA NA MIANTSO NY LAHARANA
livraison : 034.15.498.51

Mbola afaka manjifa Ilay fatana mitsitsy ADES eto aminay ianao ka aza misalasala ny mandefa mp na miantso avy hatrany ny...
19/10/2025

Mbola afaka manjifa Ilay fatana mitsitsy ADES eto aminay ianao ka aza misalasala ny mandefa mp na miantso avy hatrany ny laharana
034.15.498.51

Betsaka ireo tonga miverina manjifa fatana mitsitsy ADES ato aminay no mijoro vavolombelona ka miteny hoe mbola tsy Simb...
15/09/2025

Betsaka ireo tonga miverina manjifa fatana mitsitsy ADES ato aminay no mijoro vavolombelona ka miteny hoe mbola tsy Simba Ilay fatana teo aloha 5taona lasa izay, nefa hividy ndray ho atao fanampiny.
Tena faly tokoa izahay rehefa mahaino ireo mpanjifa mijoro vavolombelona iren, ka manasa anao koa mba hanjifa tahaka azy afaka manao livraison izahay raha toa ka tsy afaka manatona anay ianao.
034.15.498.51

10/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lalaina Fara, Randrianirina Fracyla, Rima JohsMah Rakotonindraina

Address

Andrefanambohijanary
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fatana sy Vokatra ADES posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share