Ni shop'ntsika

Ni shop'ntsika Chaussures 👢👟👠, vêtements 👗, sacs👜,neuves et friperie

Mirary ny soa hatrany
18/07/2025

Mirary ny soa hatrany

Ry havako,
Hoy ny Tompo : " Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza (...)"Jer 29 : 11

Noho izany :
🔹Mety handalo ny sarotra fa fiadanana no ao ambadika ao.
🔹Mety handalo ny ranomaso fa fiadanana no mbola ao ambadika ao.
🔹Mety handalo ny mafy fa fiadanana hatrany no ao ambadika ao.

18/07/2025
22/01/2025

Ankafaliana hatrany no hiarabana antsika...
Ary ampitiavana no anolorana tenin'Andriamanitra ho Anao an'io

"Mifalia amin'ny fanantenana;miareta amin'ny fahoriana,mahareta amin'ny fivavahana"
Romaa 12:12
Mahereza hatrany

Mirary alarobia feno fanantenana ho anao

21/01/2025

Talata milay...👍
Faly miarahaba antsika indray ary

Teny kely mandrisika antsika ietsika ity

"Ny fanirian'ny malaina hahafaty azy,satria ny tananaytsy mety miasa tsinona" Ohabolaa 21:25

20/01/2025

Miarahaba antsika arivariva indray..
Saody gaga hoe manina no ariva?

Zao vô nisy fotoana kely ifampizarana mamy eee😀

Hafatra ho Anao amn'ity herinandro ity indray ary
"Ny tsy vitan'olombelona ,vitan'Andriamanitra" Lioka 18:27

Mirary herinandro feno fahasoavana ho antsika rehetra indray😇

16/01/2025

Am-pinoana hatrany...

"Enga anie ka ho azoko izay angatahako,ary omen'Andriamanitra ahy anie izay iriko" Job 6:8
Mirary alakamisy feno fahazotoana ho antsika rehetra indray ary😍😘

15/01/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Malal'soa Fara Aina, Catherine Rabemananjara, Mihary Nasandratra, Mitianjara Brendã Salomé, Jou Chy, Hias Andrianjatovo

14/01/2025

Ho tratranao miaraka amn'Andriamanitra anie ny tanjonao amn'ity taona ity😇

"Koa Mahereza sy matanjaha;aza matahotra na mivadi-po,fa momba anao Jéhovah Andriamanitra @'izay rehetra alehanao" Josoa 1:9

Mahereza hatrany😍

13/01/2025

Salama daholo,miaharaba antsika rehetra amn'ity an'io ity 😍

Indro indray ary ny tenin'Andriamanitra anio

"Koa mitafia famindram-po sy fianarana,fahamoram-panahy,fanetren-tena,fahalemem-panahy,fandeferana araka ny olom-boafidin'Andriamanitra sady masina no maalala" kolosiana 3:12-13

Mirary herinandro feno fahombiazana ho antsika rehetra😘

10/01/2025

Miarahaba antsika rehetra indray ary...
Teny fampaherezena ho Anao an'io

"Aza matahotra ianao fa momba anao Aho,ary aza miherikerika foana fa Izaho no Andriamanitra;mampahery anao Aho sady mamonjy anao;eny mpitantana anao amin'ny tanana ankavavanan'ny fahamarinako Aho"
Isaia 41:10

08/01/2025

Manaona daholo ndray...

Teny fampaherezena ho Anao

"Ampahitan'Andriamanitra ny voninahiny anie ianao"
Ekso 33:18

Mirary soa ary oh

07/01/2025

Bonjour à tous😀

Tianay foana ny mizara tenin'Andriamanitra ho Anao

"Hifamatra amin'ny andronao ny fiadanana"
Deo 33:25
😍

Address

Lot II E 35 AC S
Antananarivo

Telephone

+261381933892

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ni shop'ntsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ni shop'ntsika:

Shortcuts

Share